adresse email eclaireuse

1. baroda ( 19/06/2006 09:15)
faly miarahaba anareo rehetra namana ny tenako,
saika mba mila adresse email na scout zazavavy eto mada sy any an-dafy aho sao misy afaka manome ahy ianareo, hankalaza ny 30 ème anniv nay mantsy izahay amin'ity taona ity
dia manao mandra-panoratra inddray ary e
misaotra betssaka
baroda
novalian'i baroda ny 12/07/2006 09:03
2. prime ( 19/06/2006 09:37)
Misy fanampiny tokony omenao ihany :
1. 30ème anniv. ny inona? scout sa, dia vhv (mpanazava) sa lhl(tily), fiangonana sa inona fa tsy fantatra...
2. Dia inona no ilainareo, fiaraha-miasa sa fanampiana, sa omenareo fanampiana ve sa inona izay scout ifandraisanareo?
3. Eto an-toerana ianareo sa any ivelany?

Izaho mantsy manana fifandraisana akaiky amin'ny scout ao aminay ka mba tiako ho fantatra ireo aloha raha sitrak'i baroda. :D
3. booboo ( 19/06/2006 09:54)
4-adresse-na scout manakory ilay tadivinao aty ivelany : olona iraika sa ny an'ny unité sns ?

5-scout inona aty ivelany ( frantsa no tena fantatro ) : scout de France sa Scout d'Europe sa EEUDF sa Sampati ao Paris sns ?
4. Mimmi ( 19/06/2006 10:10)
baroda:

faly miarahaba anareo rehetra namana ny tenako,
saika mba mila adresse email na scout zazavavy eto mada sy any an-dafy aho sao misy afaka manome ahy ianareo, hankalaza ny 30 ème anniv nay mantsy izahay amin'ity taona ity
dia manao mandra-panoratra inddray ary e
misaotra betssaka
baroda



5. Mimmi ( 19/06/2006 10:12)
Manaona rise a! Dia bonne anniversaire nareo sy ny fivondronanareo. Za aloha mbola eto Dago ra ilain'ise ny adiresiko njavamaneho@yahoo.fr
Tanana havia
6. prime ( 20/06/2006 08:46)
Baroda aiza ianao e???:-P
Ity misy adiresy iray ahazoanao mifandray mivantana @ SAMPATI FJKM iray raha mety aminao :
johann_elison@hotmail.com
7. baroda ( 21/06/2006 08:45)
miarahaba an'i prime
mpiandraikitra mpanazava aho ary hankalaza ny 30 eme anniv ny sampati ao @ fiangonanay,
ny ilako ilay adresse dia mba handefasako vaovao ho an'izay liana , ary saika hangatahana fanampiana @ fitaovana entina milasy , eo amin'ny lafiny ara-bola ihany koa raha mety satria hanao grand camp izahay @ aout
efa manao activité fa saingy mbola lavitra ny ezaka ka izay no ilako fanampiana
misaotra betsaka dia manao veloma mandra-panoratra indray
baroda
8. baroda ( 21/06/2006 08:54)
misaotra betsaka aminareo izay namaly, adresse email na mpikambana na ilay fivondronana mety amiko daholo
ho antsika any ivelany dia adresse email na scout de france sy sampati ao paris no tadiaviko
mpiandraikitra mpanazava aho ary hankalaza ny 30 eme anniv ny sampati ao @ fiangonanay,
ny ilako ilay adresse dia mba handefasako vaovao ho an'izay liana , ary saika hangatahana fanampiana @ fitaovana entina milasy , eo amin'ny lafiny ara-bola ihany koa raha mety satria hanao grand camp izahay @ aout
efa manao activité fa saingy mbola lavitra ny ezaka ka izay no ilako fanampiana
misaotra betsaka dia manao veloma mandra-panoratra indray
baroda

9. booboo ( 21/06/2006 09:10)
baroda > ity ny an'ny mailaka 'n'ny responsable pédagogie, vie spirituelle sy ny raha international @ foiben'ny EEUDF.

geoffroy.perrin-willm@eeudf.org.

Faritany aiza kay no misy anareo raha tsy mahadiso ?
10. prime ( 21/06/2006 10:41)
Baroda> Misaotra fa mazava tsara... :)
11. booboo ( 21/06/2006 12:29)
baroda > ity ny an'ny sampati Paris
scout@fpma-paris.org

12. Mifenty ( 21/06/2006 12:48)


booboo ra sampati de tsy faritany ny fiteny fa fileovana ngamba iz zay

fa ra skoto no resahina de faritany ny fiantso.
13. booboo ( 21/06/2006 19:17)
mifenty > kay ? merci filou :°):°)
14. Mifenty ( 26/06/2006 14:48)
booboo hihi in arty hihihi


ra skoto né no resahina d fikambanana ara-panjakana no ao an-doha e

fa ra sampati de resaka fiangonana, otrany oe sekoly alahady zany. Tsy voatery hisoratra any am fanjakana.
15. baroda ( 01/07/2006 04:56)
booboo:

baroda > ity ny an'ny mailaka 'n'ny responsable pédagogie, vie spirituelle sy ny raha international @ foiben'ny EEUDF.

geoffroy.perrin-willm@eeudf.org.

Faritany aiza kay no misy anareo raha tsy mahadiso ?


bjr ise , faritany andrefan'iarivo izahay ary faritra voalohany
misaotra betsaka amin'ilay adresse fa efa nandefa aho fa tsy nety lasa sao misy diso kely tsy fantatro
manomboka amin'ny alahady rahampitso ny iray volanay ary ny 16 au 23 août izahay no hilasy raha sitrapon'ny tompo
manao mandra-pihaona indray aloha
16. marozevo ( 01/07/2006 22:17)
O ry zareo ah... Conseil ny ahy... aza mba atao via internet izany ny projet fa heverin'ny olona fa maivana izany. Raha manana "projet" fangatahana fanampiana na famatsiam-bola manokana, dia tsara ny manoratra mivantana ary taratasy tena original fa tsy piesy zoenty. Na mandroso aza ny tany sy ny teknika, dia fantaro fa hafa ihany ny tena taratasy...

Ny ilàna internet dia information sy fifanakalozana tsotra toy izao ataontsika izao, fa tsy zava-dehibe toy io kasainareo hatao io.
17. booboo ( 06/07/2006 10:03)
baroda > geoffroy.perrin-willm@eeudf.org ndray hoe andramana dia azafady fa nisy diko tokoa :oops:
18. baroda ( 12/07/2006 09:01)
booboo:

baroda > ity ny an'ny sampati Paris
scout@fpma-paris.org





bjr,
tena tsy mety lasa amin'io adresse io r'ise ilay izy fa sao dia misy diso ohatra , mba somary verifeo hoe azafady?
misaotra betsaka
19. baroda ( 12/07/2006 09:03)
booboo:

baroda > geoffroy.perrin-willm@eeudf.org ndray hoe andramana dia azafady fa nisy diko tokoa :oops:


bjr,
tena tsy mety lasa e
angamba misy diso fa somary verifieo kely hoe azafady?
inona no vaovao ankoatra izay?
amin'ity volana juillet ity no volanay
manao mandra-pihaona indray ary e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076