FINTSA

1. fasaly ( 15/06/2006 17:07)
Hono ho aho ry reto?????
mba ahoana no fanaovana fintsa ireny e!???
ny ahy tsy mety maina kely sy mamy tsara a lasa
otran'ny haninm-boalavo de ariana foana:x
mila masoandro sy hafanàna be ve sa "produit"????
novalian'i mirana5 ny 05/07/2006 18:35
2. fiaritiana ( 15/06/2006 19:24)
mety mila hafanàna be angamba reny ry fas a!

zà aloa tsy tia fintsa fa mankarary ny nifiko e!

bizz njy dé mazotoa
3. Fiffi ( 15/06/2006 19:57)
fasaly: jereo etsy ambanimbany etsy akia fa misy ao an! http://www.fao.org/Wairdocs/X5425F/x5425f07.htm
4. Fiffi ( 15/06/2006 19:58)
sady toa tsy sarotra mihintsy ny fanaovana azy an!
5. fasaly ( 16/06/2006 11:01)
ok merci fiffi an!
fiari zany veuh???
lazain'i vazà fa hanikisoa hono reny de mba tiko hampiseoana ny talenta fanovana azy:-D:-D
6. Fiffi ( 16/06/2006 11:38)
:-D:-D zany ve ?:-D:-D:-D
7. mandrindra ( 16/06/2006 11:43)
idiot zany ol miteny hoe hanikisoa izany ny fitsa
8. Fiffi ( 16/06/2006 11:44)
ka tsy hainy kah!
9. mandrindra ( 16/06/2006 11:45)
dia rehefa tsy mahay dia manontany hoe inn ireny fa tsy tonga dia manmbanimbany ohatr'izany
10. Fiffi ( 16/06/2006 11:46)
f'ita hoa ! vendrana eh!
11. mandrindra ( 16/06/2006 11:49)
ka zay anie le kôziko teo hoe idiot e. raha izaho no teo amin'ny toeran'i fasaly dia efa nomeko ny tefa-tsofina izany ol izany
12. fasaly ( 16/06/2006 14:42)
mandrindra ka mbola hahazo izy rehefa mi reussir ny fintsa-ko indray andro any.....
lay fintsa hamidy any am magazay etranger reny nge no natroko anlay namana zay e! de nofofoniny de hoe sakafo'ny kisoa hono reny:roll::-D:-Dzà aloha somary niomehy fa na izany aza tsssssslay izy kou maina kely nisy fofona de zay fa raha ny tena no manao atao metimety am aradalàna angamba>.
13. mandrindra ( 16/06/2006 20:06)
na tsara iny na ratsy tsy manaiky an'izany aho fa tonga de amboariko raha izaho no atao an'izany ka. sakafoko ve no atao hoe haninkisoa. tsa mety a ka
14. Fiffi ( 18/06/2006 15:05)
f'ita hoa eh!
15. soasoafy ( 30/06/2006 12:57)
Hay mora ihany ny fanaovana fintsa ao anatin'le jereo eto nomen'i Fiffi.Fifii a, tena mahafinaritra b ahy aki ndry tiako hatao namana b fa tsara fanahy,afa-po daholo ze ol mangatak zavtr @ndry.Tohizo fa tsara e,mba omeo adiresy aho aloha e
16. mirana5 ( 05/07/2006 18:35)
fasaly:

ok merci fiffi an!
fiari zany veuh???
lazain'i vazà fa hanikisoa hono reny de mba tiko hampiseoana ny talenta fanovana azy:-D:-D


lazao lé vazaha niteny an'izany fa ny lohany no hoan'ny KISOA hoé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0582