jaojoby
1. diamondra27
(
11/06/2006 18:43)
naninona indray hono jaojoby saika maty izany e!
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 08:02
2. Fiffi
(
11/06/2006 18:46)
voan'ny lozam-piarakodia niaraka t@ vadiny sy ny zanany fa efa toa efa tsy maninona intsony zao ? Hitako tao @ gazety io.
3. diamondra27
(
11/06/2006 18:47)
Grave accident de la route : Jaojoby frôle la mort
"4 côtes fêlées, une fracture du bassin, des blessures au ventre et à la tête. Le roi du salegy revient de loin !"
fiffi: m'ci akia a!
"4 côtes fêlées, une fracture du bassin, des blessures au ventre et à la tête. Le roi du salegy revient de loin !"
fiffi: m'ci akia a!
7. ftma
(
11/06/2006 19:45)
Tena mampalahelo izany, mirary fahasalamana ho azy sy ny fianakaviany.
Cutie izahay alina vao niheno ny CD Jaojoby nalefanjy, iny foana no niveriberina tao saika simba raha tsy nesoriko :wink:
Cutie izahay alina vao niheno ny CD Jaojoby nalefanjy, iny foana no niveriberina tao saika simba raha tsy nesoriko :wink:
9. Fiffi
(
11/06/2006 19:53)
diamondra: tsy aiko raha ho tafajanona eto io article anaty gazety io satria miova isan'andro .
10. diamondra27
(
11/06/2006 20:21)
fiffi: tsy maninona akia fa efa hita io a!
misaotra nanome vao², fa de mivavaka ho azy sy ny fianakams zany e!
za efa saika hatory de niditra injay , hamaky le gazety nalefanjy
de aza manambe e!
tehirizo tsara le CD zany an! tanjemo sao simba
misaotra an'i fan de jaojoby
bonne nuit doly e!

11. sera2
(
11/06/2006 20:26)
Misaotra an'i Fiffi nampiseho ny gazety,za koa tena mba nalahelo an'i Jaojoby sy ny fianakaviany,mirary fahasalamana tanteraka ho azy ireo.
14. Fiffi
(
15/06/2006 05:48)
diamondra: aleo kosa aloha izy hanao repos tsara fa tsy ho very mandrakizay ange n salegintsika eh! :-D
15. totofy
(
15/06/2006 06:30)
mampanahelo be lé vao²... mirary soa ho azy ... fa araka ny vao² (tsy tamin' ny gazety fa avy any amin' ny olona afaka nijery azy tao amin' ny hopital dia toa mampalahelo be i leiry ).....ny blem dia ireo côtes ...fa owé ho hita eo ny évolution-any ... mirary soa ho azy ny mpanao salegy rehetra eran' izao tontolo izao sa ahaona ry zareo .....