Mitady hampiakatra FRAIS-BUS hoe n BPTU/BPTR.....!!!!

1. amleoui ( 07/06/2006 11:43)
D ho rariny v? Mbola milaza matiantoka iany n transporteur fa tsy mahaonitra n vidin reparation s entretien hono n vola miditra aminy nefa r zareo mahita recette 200000fmg....300000fmg eo ho eo isanandro /voiture, nefa in moa no entretien/reparation ataony eo nefa r zalahy aza ts alahady ts andro fety fa d miasa foana...ts mba mahafoy fotoana kely hanaovana entretien akory ka normal ra mandany vola b ry zalahy refa manamboatra satria mitambatra daolo n aretiny fiara!! D izay fisondrotan Gasoil kely( ar 10 na mihoatra kely ra mis) no hanararaotana hampiakarana frais!!! LASA TSY MI-SERVIR NY MPONINA TSON LE IZ FA FITIAVANA TE HANANKARENA TAMPOKA;MIJALY N MPIASA S MPIANATRA RA IZANY NO ATAON! Raha n cas zao d mitsambikina bus in-2 za vao tonga an ampesako....MANAINTAINA BE
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:13
2. Herimiafina ( 07/06/2006 12:17)
Amiko tsy de raharahako tsony ireny fa ny vola miongotra, ny tena voahompa sy voateny ratsy, ny paosy rovitra, tsy afampo fa tsy ateriny hatrany amin'ny arret farany refa tsy misy olona intsony ankoatranah ao anaty bus.

Miheritreritra aza aho hampiditra bus be mahazaka maro 500fmg ny frais fa refa natao ny etude de rentable kokoa na dia mandeha vide aza ny 1/3 ny journée.

Renjekaky oo :{:{
3. booboo ( 07/06/2006 14:52)
hihihi sady bus be zany tsy omby lalana zany raha ao Antananarivo, mana-be embouteillage fotsiny.
4. toovs ( 07/06/2006 15:08)
[quote=amleoui]
D ho rariny v? Mbola milaza matiantoka iany n transporteur fa tsy mahaonitra n vidin reparation s entretien hono n vola miditra aminy nefa r zareo mahita recette 200000fmg....300000fmg eo ho eo isanandro /voiture, nefa in moa no entretien/reparation ataony eo nefa r zalahy aza ts alahady ts andro fety fa d miasa foana...ts mba mahafoy fotoana kely hanaovana entretien akory ka normal ra mandany vola b ry zalahy refa manamboatra satria mitambatra daolo n aretiny fiara!! D izay fisondrotan Gasoil kely( ar 10 na mihoatra kely ra mis) no hanararaotana hampiakarana frais!!! LASA TSY MI-SERVIR NY MPONINA TSON LE IZ FA FITIAVANA TE HANANKARENA TAMPOKA;MIJALY N MPIASA S MPIANATRA RA IZANY NO ATAON! Raha n cas zao d mitsambikina bus in-2 za vao tonga an ampesako....MANAINTAINA BE
[/quote marina ny anao fa saingy tokony ho jerena koa hoe ny tena structure de leur résultat exercice quotidienne. sao de mba gasoil no tena 80% n'io recette io. mba teny atsipy ny ahy fa tsy haiko na marina na tsia]


5. vale ( 07/06/2006 15:58)
amleoui: tsy rariny kosa izany!!
6. riam ( 07/06/2006 16:02)
izaho aloha tsy mino mihitsy fa mahatratra 200000 ar ny recette ry zareo.Mba efa fantako ihany mankony ny fandehanay taxi be ireny.
7. Liebe ( 07/06/2006 19:53)
200000 fmg no nosoratan'ilay tao ambony fa tsy ar.
8. Herimiafina ( 07/06/2006 20:44)
:-D
booboo:

hihihi sady bus be zany tsy omby lalana zany raha ao Antananarivo, mana-be embouteillage fotsiny.

O ry booboo an! Raha tsy omby lalana ny bus de tsy omby fiara izany ny lalana, mandeha tongotra avokoa ny olona, hehehehe:-D

9. Fiffi ( 08/06/2006 04:13)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2833