tonokiran' ny lalatiana

1. mivetso ( 06/06/2006 10:40)
aza lany andro miteny azy
f' iazaho tsy miova fa tia azy
fa sao lazainao vazivazy
ny ahy ho doria
aza tantarainao ny hadalany
ny toetrany tsy tantinao
tsy mampaninona ahy izany
tiako izy ampy izay
avelao aho sy ny fitiavako ihany satria
na dia marina aza izay lazainao
tsy maninona f' aleoko ihany miaritra ao anaty
fitiavana lalina ka avelao
hoy ianao izy anie maditra
fa tsy misaina anao akory
ny alina izy tsy matory
fa de milalao fitia
tohizako @ manaraka fa tena maika be za a
a suivre
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:00
2. MTN ( 06/06/2006 11:14)
Fa maninona i Miventso no dia miafy tahaka izany. Tsy iray ange ny olona e.
3. cutie ( 06/06/2006 12:27)
MTN, araho tsara le tonnkiran'i lalatiana aloha, mbola tsy vita le izy :P
4. ikalakintina ( 06/06/2006 13:16)
aleo tihizako e!:
aza tantaraina ny adalany,
ny toetrany tsy tantinao,
tsy mampaninona ahy izany
tiako izy ampy izay!
avelao aho sy ny fitiavako hiara ho faty
na de marina aza izay lazainao
tsy maninona f'aleoko ihany miaritra anaty
fitiavana lalina ka avelao


tena tsara be io hira io, tena oe tia e!
5. cutie ( 06/06/2006 19:02)
eny wa akia :*
6. Angie ( 07/06/2006 10:05)
Za koa aloha tena tia an'io hira io e.

Fa tena natao hanaovana antson'i fo marina kou (l)(l)
7. mivetso ( 07/06/2006 11:24)
misaotra anareo aloha tsy tezitra t'@ le hira tsy vita fa zahay zany ato ampiasana no mangalatra mi-surf de niditra tampoka ny deba de sty maintsy hoe nofaranana e ,de misaotra an'i ikalakintina nanohy azy
(l)(l)(l)(l)
de bye ary e
am-pitiavana be e
8. mivetso ( 07/06/2006 11:42)
salu daholo e
za zany efa manam-bady fa kosa tsy nanakana ty olona iray zay mahafantatra tsara an'io situation -ko io hiangavy ahy hiaraka aminy ary @ zay izy zandriko 2 taona,izy @ io tena gout ko tanteraka zany hoe t@ za mbola tsy nanambady tsy mba sendra ny toa azy fa zao za efa miteraka zao vo mipoitra ny occasion;sady occasion d'italie raha kiraro moa aigle d' or raha vaovao,sady tsy kiraro tsy vidina fa atolotra ,de raha za ianao de ahona ary efa mba tratra koa ve ianao manabady ohatr' ahy io ?
za koa mantsy vo 22 ans de nanambady de ny ankizy zao lehibe de oahtran' ny lasa jeune ndray fa mbola lazain' ny olona hoe 25 ans hono e ary io bandy io aza miziriziry fa zandriny za
de zay fa inona no mba hevitrao e
rehefa mamaly ianao de tantaraiko ny tohiny fa ho feheziko @ le horan'ny zay hoe "efa voafatotra ,...tapa-dalana
na de eto aza ilay fitiavana
zay nampifanaftona
fitia voarara tsy azo atomboka "
de ho izany tokoa ve!nefa ny azy ny hiran' ny lola no nampiasainy ho " adaladala ny fitia...tsy mifidy zay hiantefany ......"
de valio e
:?::?:
9. hery ( 07/06/2006 11:52)
Raha hitanao hoe zavatra mahafinaritra sy mahafaly ary tsara dia tokony ho zarainao amin'ny vadinao sy ny zanakao ny fifalianao :-) ho hita eo raha mitovy amin'ny fandraisanao azy ny handraisan'izy ireo azy.

Fa raha ohatra ka tsy tsara... hotohizana ihany ve?
10. mivetso ( 07/06/2006 12:07)
tsy azoko ny tianao ho lazaina
le hevitra hoe tia mihira ve no tokony ho zaraiko @ vadiko sy zanako ?
zay no mba nidirako tato satria matoa tadiaviko le izy de sty misy eo @ fiainako zany ka noheveriko hoe possible ny hahitana izany ato fa raha tsy possible moa tany mena ve hirehitra e
raha ny @ lay fanontaniako etsy amlbony ndray no valianao de misaotra fa ohatran' ny azoko ihany na de tsy mazava tsara aza fa ianao ve mbola tsy senrda hoe misy olona tia anao de tianao ko nefa tsisy azo atao intsony :?::?::?:
11. mivetso ( 07/06/2006 12:13)
milatsiny raha misy diso ny soratar fa mikorapaka be so de tsatsa e
de ataovy toy ny mangahazo malemy ;hoano @ lemilemim-panahiny
ohatran' ny mazoto manoratra be za androany fa tena tsy ao ny deba e
de zay fa so fa tsy fantany hoe i .... miasa ato amiko ange ty mivetso ty e
12. soanja ( 07/06/2006 13:15)
mivetso:

za koa mantsy vo 22 ans de nanambady de ny ankizy zao lehibe de oahtran' ny lasa jeune ndray fa mbola lazain' ny olona hoe 25 ans hono e ary io bandy io aza miziriziry fa zandriny za
de zay fa inona no mba hevitrao e
rehefa mamaly ianao de tantaraiko ny tohiny fa ho feheziko @ le horan'ny zay hoe "efa voafatotra ,...tapa-dalana
na de eto aza ilay fitiavana
zay nampifanaftona
fitia voarara tsy azo atomboka "
de ho izany tokoa ve!nefa ny azy ny hiran' ny lola no nampiasainy ho " adaladala ny fitia...tsy mifidy zay hiantefany ......"
de valio e
:?::?:


Raha ny fahitako azy dia mandalo "midlife crisis" ianao zany hoe ny olombelona eo amin'ny taona hidirany 35 ka hatramin'ny 55 eo no mandalo an'io ary betsaka ny manova fiainana tanteraka sy mitady zavatra tena tsy eritreretiny teo aloha. Amin'io fotoana io no betsaka ny divorce sns lasa homosexual e bla bla. Ka mety io angamba no andalovanao izao fa aza dia mikoropaka loatra fa alaivo mora fotsiny. Tiavo mangina ao anatinao ilay olona fa aza ariana ny vady amanjanakao. Mivavaha mba hiala ao aminao izay antsoiko hoe aretina izay.
Ny fanontaniana tokony hipetraka foana nefa eo anoloanao dia ny hoe Mbola tiako ve ny vadiko? raha voavalinao io dia ho sitrana ianao.


13. liami ( 07/06/2006 14:52)
ho an´i Mivetso,

eo @ toeran´ny zanaka aho io.I Neny no tratran´ny cas nahazo anao io ary de notanterahany tokoa ny azy fa tena vao mainka probleme be tsisy hoatran´izany rehefa avy eo.Tena hoe raha mba hoan´ireo zanakao fotsiny aza de aza atao fa tsy nijaly hoatran´izany aho t@ fiainako na de ho an´ny vadinao raha mbola misy na de fitiavana kely aza ho azy .Io olona hafa io tsy haharitra ela ny fitiavanao azy .mahereza fa tsy mora ny adinao
14. Zina ( 07/06/2006 20:07)
mivetso a marina ireo lazain'i hery, liami sy soanja io, fa tandremo tsara zavatra "ephemere" io miseho io.. ny nenina tsy aloha fa ao arina....
15. Fiffi ( 08/06/2006 04:01)
heu....de aza variana miventso loatra eh!
16. Santiona ( 08/06/2006 13:08)
Marina avokoa izay voalaza teo izay. Mbola tanora raha izaho miteny fa mba misy fantatro ihany ny @ izany. Mety ho zavatra "ephemère" izany mahazo anao izany. Indrindra satria olona nirinao hatramin'izay izy. "Normal" raha babo aminy ianao fa mino ahy hadinonao izany atsy ho atsy. Diniho ny fitiavanao ny vadinao sy ny niainanareo hatramin'izay. Raha hitanao hoe "ça en vaut la peine"... "d'igoner tout ce que vous avez vecu", dia mandehana. Fa raha mbola tsapanao ilay tady nampifamatotra anareo, dia fikiro.
Dia eo ianao afaka miteny hoe: "ce n'était qu'une étoile filante".
Be resak za e?
:roll:
17. Fiffi ( 10/06/2006 04:17)
:-D
18. Fiffi ( 10/06/2006 04:18)
Santiona: an3 kosa an! fa ilaina koh anie ny hevitrin'ny rehetra eh! :)
19. Santiona ( 10/06/2006 13:39)
Eny re ry Fiffi a!
:wink:
20. Fiffi ( 10/06/2006 16:00)
Santiona: tgsy be resaka hoa fa tena marina mihintsy ireo voalazanao ireo an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5909