température.....

1. totofy ( 03/06/2006 07:02)
Tany eoropa no nitsanga ny tantara :
nisy rangahy izay zany hoe isaky ny avy manao crack crack boum boum izy dia na Mafana be , na mangatsiaka be
tapan-kevitra aza izy fa handeha hijery dokotera,
dia nijery dokotera izy, gaga anefa ny dokotera fa natao daholo na analyse , na bilan.....izay azo jerena rehetra.... tsy hita hoe ahoana ?
dia niteny ny dokotera hoe tsy normaly izany zava-miseho izany... dia niteny mintsy aza lé rangahy hoe raha tsy mino ahy ianao dokotera hanontanio aza ny vadiko......
nampanantsoin' i dokotera aza ny vadiny.....
- dokotera : marina ve madama fa rehefa avy manao crack crack boum boum ny vadinao dia na mafana be na mangatsiaka be ?
- madama: :?::?:
- madama: marina izany dokotera fa izahay anie tsy manao crack crack boum boum afa-tsy in-droa isan-taona ny iray rehefa mafana be iny ny andro amin' ny été ,ary ny iray rehefa mangatsiaka be iny ny andro amin' ny hiver .....
:-D:-D:-D
novalian'i totofy ny 09/06/2006 09:32
2. fasaly ( 03/06/2006 07:30)
:roll::roll::roll:try de azoko lotsa:?
3. diamondra27 ( 03/06/2006 07:34)
:-D:-D:-D no sady :(

MB MB izany ve:-D:-D:-D
4. boubounezy ( 03/06/2006 08:23)
:-D:-D:-D efa try mavita trony kay lé izy2 mitram ra zany kou!!!!!!!!!!!=))=))
5. bellla ( 03/06/2006 12:09)
:-D:-D:-D
6. vale ( 03/06/2006 15:08)
totofy:hafa mihintsy kay le blem raha izany,sss:-D:-D=))=))
7. Herimiafina ( 04/06/2006 00:05)
Renjekaky oo:{:{
Mahavoa kosa i bainina izany mba mahazo indroa isantaona be izao klé! Izaho ity toa......:-D
8. Fiffi ( 04/06/2006 05:27)
tsy azoko
9. jajaf401 ( 04/06/2006 06:35)
Masina marina ilay chifre 2 raha zany, misy 2 isan-kerin'andro; 2 isan'andro, 2 isan'ora, 2 isan'min !!
zany isantaona, rariny eh! :-D:-D
10. Liebe ( 04/06/2006 07:47)
:^):-D:-D
11. fasaly ( 04/06/2006 07:54)
fiffi::x samy try mahazo trika roa fa andao mody hatao ho azo moramoira eny aky:cry::-*
12. mandrindra ( 05/06/2006 09:07)
ka indroa isantaona no mivoaka ny termometra dia izay no mahatonga ny maripana roa mifanohitra.
13. sasa ( 06/06/2006 03:28)
:-D:-D:-D:-D
14. mamzelkely ( 06/06/2006 05:10)
hihihi:-D:-D
15. pissoa ( 06/06/2006 05:15)
Herimiafina:

Renjekaky oo:{:{
Mahavoa kosa i bainina izany mba mahazo indroa isantaona be izao klé! Izaho ity toa......:-D
Toa maninn retsy.....:roll::-D
16. totofy ( 06/06/2006 09:44)
:-D:-D:-D:-D
HM :?:, anjekaiky ô ô ô , aza hitako elah miteny hoe latsaky 2 isan-taona =))=))=))=))=))=))=))=))
17. boubounezy ( 06/06/2006 20:06)
totofy tsy olana zany refa mifankaty ka!
18. sasa ( 07/06/2006 03:34)
totofy ny an'i HM azany indray mandé isaky ny 5 taona koa =))=))=))=))
19. totofy ( 07/06/2006 18:38)
anjekaky ô :roll::roll:... fa ahôna ny hahafantaranao an' izany ry sasa....:?::?::-D:-D:-D
20. sasa ( 08/06/2006 03:07)
totofy anontanio an'i Herimiafina koa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512