Raha misy ny zavatra tsy mandeha tsy ny ankizy ny diso fa ..

1. victime101 ( 02/06/2006 15:43)
Raha misy ny zavatra tsy mandeha tsy ankizy ny diso fa ianao lehibe,ka marina aaaaa...

raha misy ny ankizy ny miteny ratsy dia ianao lehibe no nampianatra azy...
raha misy ny ankizy no be mokon-doha dia ianao ny tsy nanao ny tena soa...
raha misy ny ankizy no mivazavaza dia ianao no tena tafondro vava ..

zaro @ anana sy ny angivy ny ankizy e mba tsy ho avy aminao ny tsiny ..

HIRA io an'i tarika REMI ANTSIRABE fa marina ny lazainy !!!
novalian'i ounjasou ny 28/07/2006 07:34
2. Fiffi ( 02/06/2006 16:25)
raha misy ny ankizy ny miteny ratsy dia ianao lehibe no nampianatra azy...
heu.... tsy d'accord @ io kosa aloha zah an! misy ny ankizy zay mihanatra miteny ratsy any am-pianarana . Tsy ny lehibe indrindra ve no tokony hitandrina mba tsy hiteny ratsy ny ankizy ?
3. Fiffi ( 02/06/2006 16:26)
marina fa hoe ny olondehibe no mahay ny teny ratsy fa na izany aza an! :wink:
4. Herimiafina ( 02/06/2006 16:29)
Tadidio fa ianao lehibe dia adiny 8 isan'andro no mahita ny zanakao.
Alefanao any ampianarana izy dia ny namany sy ny mpampianatra no hitany any.
Raha milalao moa izy dia efa any ny fotoanany.

Amiko samy diso avokoa raha io resulat ditra io no mivoaka. Ny ditra mantsy dia aza raisina foana fotsiny hoe ny fitaizana no entina hanalana sy hampihenana azy, diso izany, fa miankina amin'ny perception-n'ny zaza ihany koa indraindray.

raha fehezinao loatra izy, hitondra olana, rebellion, sns. raha relaxer-nao loatra indray dai bordel.

Ka ca se fait au jour le jour mihintsy. aleo aza izy haditra hanitsiana azy.
5. Fiffi ( 02/06/2006 18:30)
Ka ca se fait au jour le jour mihintsy. aleo aza izy haditra hanitsiana azy.
marina izany saingy koh , misy anie ireo RAD izay miady mafy mba tsy haditra le zanany eh! Fa ny tiako lazaina de hoe avy @ olondehibe ny nianarany ny teny ratsy . Ka raha miady mafy ireo RAD mba tsy haditra le zanany fa any am-pianarana no henarany ditra , donc : tsy hoe avy @ olondehibe foana ny tsiny .
6. Herimiafina ( 02/06/2006 18:34)
Ka izay mihintsy kah!
Tadidio fa ny fiaraha-monina misy iny zaza iny dia tsy eo anivon'ny RAD fotsiny ihany.
7. Fiffi ( 02/06/2006 18:44)
ok ! mazava . :)
8. Herimiafina ( 02/06/2006 18:54)
Saingy adidin'ny Rad ny mamehy ny fiaraha-monina asiany ny zanany.

Tadidio va toy ny virus ny ditra, raha misy iray maditra dia mamindra iznay amin'ny zandriny sy zokiny matetika arakaraky ny relation ny mpianadahy ao e.
9. Fiffi ( 02/06/2006 18:58)
heu... zany ve ? de haditra koh ve le zokiny ? tsy au contraire ve hoe hilaza azy tsy haditra ? Marina raha izany aleko lavitra manana zaza be kitorotoro ? :-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 02/06/2006 19:05)
Sarotra anie mitaiza ajah io drako! mora ny manao azy fa sarotra ny manamboatra azy.

Misy ny effet d'heterosis na ny metissage de caracteres.

Ataovy antsaina fa ny ditranao fony mbola kely ihany no mety averiny, miampy ny ditra nataon'ny vadinao.

Ny effet d'heterosis tsinona=(carcatere du pere+caractere de la mere) divisé par + plus heterosis surplus.

Manantombo kokoa ny amin'ny moyene ny anareo mivady izany ny caractere an'ilay zaza.

kanefa qui dit caractere dit socialisation. ary socialisation=ny tsara sy ny ratsy.
11. cutie ( 02/06/2006 23:09)
Mpandefa : victime101 [ Valio ] 02-06-2006 20:43:44
Lohateny : Raha misy ny zavatra tsy mandeha tsy ny ankizy ny diso fa ..
Raha misy ny zavatra tsy mandeha tsy ankizy ny diso fa ianao lehibe,ka marina aaaaa...

raha misy ny ankizy ny miteny ratsy dia ianao lehibe no nampianatra azy...
raha misy ny ankizy no be mokon-doha dia ianao ny tsy nanao ny tena soa...
raha misy ny ankizy no mivazavaza dia ianao no tena tafondro vava ..

zaro @ anana sy ny angivy ny ankizy e mba tsy ho avy aminao ny tsiny ..

HIRA io an'i tarika REMI ANTSIRABE fa marina ny lazainy !!!

Marina daholo zany :lol:
12. rapala ( 03/06/2006 08:23)
herimiafina: tena 'deep' be mihintsy izany convo izany:wink:
13. Fiffi ( 03/06/2006 13:54)
14. rapala ( 06/06/2006 08:47)
fa naninona i fiffi?
15. Fiffi ( 10/06/2006 11:49)
:-D
16. mahandry ( 28/06/2006 10:48)
Marina daholo izany, saingy ity: tsy nisafidy ny ho avy ireny zaza ireny. Noho izany matoa enao niteraka dia adidinao izy, nekenao ny fahatongavany tety antany mamolavola enao dia ny mbola zaza izy, natao mantsy ny teny hoe zaro amin'y lalana tokony haleny ny zaza; tadidio koa anefa fa na dia lehibe aza izy dia mbola adidinao fona . Noho izany tompon'andraikitra tanteraka ny ray amandreny ny amin'y zanany
17. Herimiafina ( 28/06/2006 12:56)
Tanteraka sa 50% sa 75% ry mahandry.
Ny zaza anie tsy robot programamble akory e! manana atidoha misaina izy, ary noho izany manantsafidy ihany koa.
18. ounjasou ( 28/07/2006 07:34)
ekeko oe olombelona izy, tompon ny tenany sy ny safidiny, fa io zaza be itanao io dia vokatry ny fitaizana natao ny RAD azy fony izy mbola kely. Nampiseho modely tsara taminy ny RAD fony izy kely, indro ilay zaza nanahaka an iny, contraire an izay mou zany de ohatra izay koa, ny RAD no lasitra namolavola iny zaza iny raha mbola kely izy, de eo no nivoahan ilay fitenenana oe, zaza ratsy taiza, sy ny hoe hazo novana ho lakana, ny tany naniriny no tsara sns :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1127