help

1. bellla ( 30/05/2006 15:37)
Manaôna daholy
Azafady re ry reto mba atoroy anah ny fandefasana sary any amin'ny www.effection.org io fa tsy haiko. Tsy mahita soratra envoye ph. mitsy aho na pièce jointe.
Misaotra mialoha.
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 09:38
2. Fiffi ( 30/05/2006 17:11)
bella: nefa toa nandeha tsara io jereo eto nalefandry io ?
3. Fiffi ( 30/05/2006 17:19)
andraso fa andefsako hafatra akia ndry an! :):-*:-*
4. lapino ( 31/05/2006 03:14)
Tsy misy fandefasana sary izany io site io!
Ity andramana: http://photos.yousendit.com/
5. xxx ( 31/05/2006 03:31)
bellla:
Azafady re ry reto mba atoroy anah ny fandefasana sary any amin'ny Jereo eto io fa tsy haiko. Tsy mahita soratra envoye ph. mitsy aho na pièce jointe.

fiffi:
bella: nefa toa nandeha tsara io jereo eto nalefandry io ?

lapino:
Tsy misy fandefasana sary izany io site io!

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D lazao ze marina e:-D:-D:-D:-D:-D
6. bellla ( 31/05/2006 19:24)
ok, merci fa efa voavaly ô!
fiffy::-*:-*:-*:-* njy
7. Fiffi ( 01/06/2006 09:38)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.124