Internet

1. dragon2madagascar ( 28/05/2006 01:16)
Salama e!

Matoa mamaky an'ito dia mpisovaly internet zay...
Internet no loha-hevitra vaovao ao @'ny takelaka Malagasy Poli-zika http://dragon2madagascar.over-blog.com/

Miatomboka @'ny hoe:

"Amin'ny INTERNET dia vetivety,
Ny ahitana ny tsara sy ny tsary mety.
Na fianarana na koa hoe vetaveta,
Bokitra dimy ihany dia OK...

"P-O-R-N-O", "P-H-I-L-O" na "J-E-S-O-A"...

An-kira sy an-tsary ny tohiny ato: http://dragon2madagascar.over-blog.com/

Veloma e!

novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 10:49
2. Fiffi ( 28/05/2006 03:56)
hummmm: ka zay zany no hatao hoe INTERNERT :wink: de samia mahazo izay hiriany zany koh! :)
3. ikalakintina ( 28/05/2006 05:12)
tokoa mou zany!
4. Fiffi ( 28/05/2006 05:25)
5. Fiffi ( 28/05/2006 05:26)
fa tsara kosa aloha ny teknologia an! :)
6. fasaly ( 29/05/2006 04:03)
:°):°):°):°)ié tsara ka!:wink:
7. Fiffi ( 29/05/2006 04:51)
inona re no zavatra mbola mety tsy hita ao @ internet eh ? :roll:
8. ikalakintina ( 29/05/2006 07:44)
fifii!, ny akanjo anovanjy am zao, tsy ita am net:-D:-D:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 29/05/2006 07:47)
ikalakintina: hitaka koh! le mividy akanjo par correspondance ?
10. ikalakintina ( 29/05/2006 07:56)
ao am la redoute?, zay anga we!
11. Fiffi ( 29/05/2006 10:49)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1884