mpifankatia niraikitra

1. dongadonga ( 26/05/2006 20:16)
ahoana no mba heritreritrareo ta@ ilay mpifankatia niraikitra teny Ambohimanarina fa tena maha lasa saina ahy ,fa sady mampalahelo no mahamenatra:^)
novalian'i mamps ny 11/06/2006 20:35
2. Fiffi ( 26/05/2006 20:27)
jereo ao @ resak'olondehibe fa efa navoaka ao ny voalazan'ny gazety !!
3. ramed ( 27/05/2006 10:11)
Raha ny hevitro manokana dia tena zavatra tsy tokony ho hisy izany amin'izao fotoana iainantsika izao satria efa somary be mponina ny faritra rehetra ary koa efa voahota fady ,fa raha araky ny fahenoako raha aty aminay amorontsiraka antsinana aty dia betsaka no mino fa misy izany tany fady izany ary tsy tia anaovana zavatra hafahafa toy ireny ,ka matetika no misy azy io arakin'ny tenin'ireo efa nahazo taona dia ireny mbola misy ala velona ireny izany hoe mbola tena rakotra tsy tafiditra masoandro mihitsy;koa raha ny hevitro dia mety teo ambonin'ny tany izay misy razana masiaka nilevina ka nanafay an'izy ireo ary matetika ny tany fady dia misy fambara na misy olona milaza fa ny tanora hoentin'izao fandrosoana izao dia mamono eritreritra fa may amin'izay tiany ho atao,ary tsy mino maty raha tsy avy mandevina sa ahoana hoy ianareo?:)
4. Fiffi ( 27/05/2006 10:22)
jereo ao @ resak'olondehibe fa navoaka ao ny voasoratra tao anatin'ny gazety .
5. Papoose ( 27/05/2006 23:49)
fa article anaty gazety oviana no nisy an zany fa tena tsy kopy ohhh
6. Fiffi ( 28/05/2006 05:00)
Papoose: jereo hoa ao @ resak'olondehibe fa tsy azo navoaka eto ilay izy , fa ny gazety mihintsy no namoaka azy. ity ny titra "Lahy sy vavy niray tamina toerana fady, niraikitra teo"
7. ikalakintina ( 28/05/2006 05:18)
za tsy naharaka o!
8. Fiffi ( 28/05/2006 05:30)
ikalakintina: azondry hatao koh anie ny miditra mpikambana ao @ resak'olondehibe raha efa ampy taona ndry eh ! :-D:-D de jereo ao fa ny nolzain'ny gazety mihintsy no navoaka ao akia an! :-*
9. ikalakintina ( 28/05/2006 06:02)
fa aiza le resakolondehibe akia fiffi fa tsy itako azafady?
10. dadabe ( 28/05/2006 06:34)
:-D ao ambadika ao :-$
11. Fiffi ( 28/05/2006 06:50)
ikalakintina: etsy ankavia etsy akia an! misy hoe "dinika manokana" de klikendry io de jereo ao fa voazava ao daholo ny fomba fangatahana ho mpikambana ao. :-*:-*
12. dadabe ( 28/05/2006 07:54)
yeee marina ka:°)
13. diamondra27 ( 28/05/2006 10:22)
tantara efa nandeha io e!
14. dongadonga ( 28/05/2006 13:34)
marina ve izany hoe maty hono ilay bandy:?:
15. Fiffi ( 28/05/2006 13:41)
an3
16. dongadonga ( 03/06/2006 17:07)
aiza daholo e!!!!!!!:?:
17. Fiffi ( 03/06/2006 21:00)
18. fitia2006 ( 05/06/2006 12:45)
ny dinika manokana no hitako fa tsy hitako zany resak'olon-dehibe izany
19. Rainikarabo ( 05/06/2006 17:12)
ao ambony ao ka
20. mamps ( 11/06/2006 20:35)
iza no te hiraikitra amiko???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1782