tambatra
1. tsiahi
(
23/05/2006 11:12)
mba misy mahala ny tonon'ilay hira hoe tambatra ve , ary aiza no mety ahitako azy .. Toa ophatry ny hiran'i Vola sy Noro no fiatombohany : tiako ny eo ..........
misaotra mialoha he
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:03
2. mandrindra
(
23/05/2006 12:06)
mandehana ao amin'ny takelaky ny tononkira fa mety misy ao.
io v ilay hoe safosafo, tambitamby... ?
io v ilay hoe safosafo, tambitamby... ?
5. Fiffi
(
24/05/2006 03:03)
tsiahi: efa nojerenao ve tao ? indraindray manko tsy mitovy le titra nefa ao hiany!
