blagy efa teto fa tiko haverina

1. mamzelkely ( 22/05/2006 12:54)
hihihihi efa notataraiko teto izy ity fa efa la be de tiko haverina ho an namana vavao satri mba tiko be izy ity ;)

de zao le tantara:
nisy mpivady hono zany hande ho any amerik de tinjy zareo entina ny bibiny (animaux de compagnie) de ramanavy sy putois

de nitady hevitra aza izy mivady we aôna ny atao fa sur fa ts avelan douane handalo ry zareo; de nahita hevitra rangah:
rangah : zao le ramanavy ataoko eto am t-shirt de amizay ry zareo mieritreritra we t-shirt batman ny anaovako il ne verront que du feu ;)

ramatoa: de aôna le putois :roll:

rangah: de le putois atao anaty ny siliponao ka :wink:

ramatoa: de aôna kosa le fofona eee :?

rangah: ts manin fa ra maty izy de alevintsika eee :^):^):-D:-D
2. little ( 22/05/2006 12:58)
=))=))=))sao de ndry zany ry mamz, =))=))=))de ra chameau zany de natao taiza? eo @ tratra sa ao aoriana?
3. mamzelkely ( 22/05/2006 13:10)
hihihi mbola misy an zay histoire de chameau zay fa aleo atao am manaraka fa flim efa nandeh ko manko hihihi ts za kosa aloh io ry little aa:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 22/05/2006 13:35)
:-D:-D:-D:-D:-D tsy ratsy akia mamaz an! mbola tsy nahita an'io indray zah :-D:-D:-D:-D
5. Liebe ( 22/05/2006 13:39)
:-D:-D:-D
6. totofy ( 22/05/2006 15:04)
zelkely > =))=))=))=))=))
7. Herimiafina ( 22/05/2006 16:14)
Fofona miady amin'ny fofona ve? hehehe=))=))
8. vale ( 22/05/2006 16:42)
mamzelkely> :-D:-D:-D tena gravy be nge zany akia le an'le ramatoa raha izany e, mahafaty putois zany ve akia ko:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))
9. Herimiafina ( 22/05/2006 16:44)
Mety misy IST iznay klé, tsy normala. hehehehe=))=))
10. sasa ( 23/05/2006 03:10)
=))=))zelkely aleo za himé foana na d efa hitako azany =))=))=))
11. mamzelkely ( 23/05/2006 05:18)
vale ka zay mits anie le izy mbola gravy noho ny putois zany ny fofona ny fiheveran le rangah azy =))=))
12. mamafara ( 23/05/2006 05:38)
efa hoatrany hitako teny rehetra eny izy io ry mamzelkely! tsara be=D =D =D fa ngaha ndry mpiasan'ny douane sa lay torista? aza tezitra
13. kelly13 ( 23/05/2006 05:52)
mouhahahahahahha!!!!!!!
14. mamzelkely ( 23/05/2006 06:10)
mamafara a za ko hitako teny rht teny izy io de nozaraiko teto :wink::-D:-D saingy injisy fa sady ts mpiasan douane no ts tourist:(:-D:-D
15. dinamo ( 23/05/2006 10:36)
=)) tsara bien good =D
16. sasa ( 24/05/2006 03:57)
mamzelkely za nefa tourist :-D:-D:-D
17. mamzelkely ( 24/05/2006 05:02)
sasa de tanjemo aza manao fika ôtsan'izao njy aaa:-D:-D

dinamo :wink: micii ee
18. dadabe ( 24/05/2006 06:50)
tsy azoko le izy le :roll:
19. sasa ( 24/05/2006 09:11)
mamzelkely hi hih ihihih tsy manao kan :-D:-D
20. dadabe ( 24/05/2006 09:23)
tsy azoko hoaa le izy :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083