Mba mitady fanampiana kely o!

1. rj77 ( 21/05/2006 05:09)
Mba mitady olona afaka handefa hafatra ao amin'ny webinlove.com o! Misy namana tia hifandray amiko nefa tsy afaka mamaly azy aho. Rakotomanana77@yahoo.fr ny contact ho an'izay tsara sitrapo.Misaotra
novalian'i Fiffi ny 22/05/2006 08:34
2. Fiffi ( 21/05/2006 05:13)
hummm! hay mbola mila miditra mpikambana na manao inscription izy io ? :wink:
3. Tiary ( 22/05/2006 04:39)
Za koa misy olona manoratra amiko foana nefa raha hamaly ianao de tsy maintsy mandoa vola!!!!!
Raha mahita an'ity ianao ry 'lylybeko2'dia manorata amin'ity adresse ty :kami09_2005@yahoo.fr.
4. Fiffi ( 22/05/2006 04:46)
Tiary: hummmm ! any an ? mety ho "agence matrimonial" angamba io raha izany !:roll:
5. rj77 ( 22/05/2006 05:40)
Misaotra ho an'izay efa namaly. Ny olana anie na dia vonona ny handoa vola aza dia mila manana carte visa sy ny karazany e! sao misy manana hevitra hafa?
6. Fiffi ( 22/05/2006 08:34)
heu..... tena tsy mahay an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1639