Vaky fasana , halatra taola-paty atao inona?

1. lemenakely ( 16/05/2006 11:03)
Mbola mitohy ity raharaha manga ity @ iny faritra atsinanan'ny nosy sy faritra vitsivitsy ampovoan-tany .Tamin'ny faramparan'ny repoblika faha 2 dia nanomboka ny repoblika faha 3 (ZAFY ALBERT) no tena nampirongatra ity zavatra mahagaga ity?
Ny fanontaniana izay apetraky ny maro dia ATAO INONA IRENY TAOLA-PATY ANGALARINA IRENY?
Anisan'ny maha sarotiny antsika malagasy io resaka razana io nefa mahagaga fa noho ny fiainana sarotra ve dia zavatra efa any ambany rangolahy avy no mbola fongarina?
Ny fanontaniana mipetraka koa dia rehefa mety razana ve dia angalarina daholo satria misy razana matin'ny areti-mandoza toy ny :choléra,pesta,...dia tsy azo kasihina mihintsy?
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 06:40
2. Fiffi ( 16/05/2006 11:34)
mahagaga tokoa ny zavatra tahak'izao. Misy aloha hoe ny fangalarana ny nify volamna ohatra ny fanaovana an'izao zava-mampalahelo izao , nefa raha ny hoe taolam-paty de hatao inona tokoa ?
3. vahatra22 ( 16/05/2006 11:39)
maro ny antony mahatonga izany: any ivelany any misy mividy lafo ireny taolam-paty ireny anaovana fanafody, toy izay koa ny taova ao anatin'ny razana ao, misy mila azy ireny any ivelany any! ka io mo samy manana ny toe-tsainy fa @ ndry zareo rariny matoa ataony!
4. booboo ( 16/05/2006 11:49)
ié anaovana fanafody
5. toovs ( 16/05/2006 13:11)
aleo koa ho lasa any d am zay tsy manao famadihana mandaly épargne e.
sady ny razana koa ange tsy mila taolana intsony e
ra hitangana am fitsrana farany izy angah mila an'iny tsony. Sady ny fanahin-dry zareo ange no mitahy fa tsy ny taolany e.
sa diso be ah am zany.
Mila mahazaka adihevitra sy mivela-tsaina vao mahazo ny tiako hotenenina an.
ie aza raisina amin'ny lafiny ray zay ratsy ihany.
tsy sanatria manao tsinontsinona fijerin'olona io koa sady an
6. Fiffi ( 16/05/2006 13:36)
7. petsambava ( 16/05/2006 13:59)
AN!:?:
8. booboo ( 16/05/2006 16:13)
9. 4mimananelatra ( 16/05/2006 16:35)
toovs! koa raha sanatria ve ny havan-drangahy akaiky no sanatria nisy nangalatra ny fatiny dia tsy MBA HALAHELO ihany rangahy!
10. Fiffi ( 17/05/2006 06:40)
toovs:
aleo koa ho lasa any d am zay tsy manao famadihana mandaly épargne e.
sady ny razana koa ange tsy mila taolana intsony e
ra hitangana am fitsrana farany izy angah mila an'iny tsony. Sady ny fanahin-dry zareo ange no mitahy fa tsy ny taolany e.
sa diso be ah am zany.
Mila mahazaka adihevitra sy mivela-tsaina vao mahazo ny tiako hotenenina an.
ie aza raisina amin'ny lafiny ray zay ratsy ihany.
tsy sanatria manao tsinontsinona fijerin'olona io koa sady an
na izany aza dia tokony lanjaina hiany ity zavatra lazaina azafady indrindra an! ary hasio fanajana ny fomban-drazanan'ny olona !!!!!!!!!!!!
Mila mahazaka adihevitra sy mivela-tsaina vao mahazo ny tiako hotenenina an.
satria ve ny rehetra eto tsy mahazaka adi-hevitra ary tsy mivela-tsaina:?::?::?::?::?::?::?::?::?:




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3513