Mitady mafy an'i ERIKA JOERG aho!

1. xxx ( 13/05/2006 19:55)
Manahoana daholo, SAO mba misy mahafantatra an'iERIKA JEORG (manan-janaka lahy kely 4-taona) isika izay mitsidika eto? Ny mitady dia ilay namanao(vhv gasy) tany @ "ESCALE", t@ taona 2002, tsy niova ny adresseko ilay "farany" nifindràko iny, ny N° phone koa, ka mba ilazao vaovao, na mandalova na miantsoa (tél)raha sendra maheno ity antso ity ianao fa ny adresse nifindrànao farany iny tsy nananako, moa ny N° phone-nao koa toa niova!! te hahita anareo mianaka aho!!!!!
Misaotra betsaka an'izay afaka mampilaza azy ity antsoko ity koa.:D
novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 19:11
2. Fiffi ( 14/05/2006 05:05)
fa tsy fantatrao ve ny ps-ny ato ?
3. xxx ( 14/05/2006 14:24)
fiffi: eo ny olana, tsy fantatro mihintsy fa rah'tsy izay efa nihaona taminy aho, mety tsy membre ato koa izy,fa sendra fotsiny misy olona mahafantatra azy mandalo ato, efa ela aho no tsy nahazo vaovao an'io namako io, sao dia nisy zavatra nanjo azy (enga anie mba tsy ho izay :() na mety lasa nody any m/car???
4. Fiffi ( 14/05/2006 14:28)
matoa aloha mbola tsy nisy namaly eto de asa toa tsy misy mahafantatra fa de courage foana an! mety mbola tsy hitan'ny namana rehetra koa ity !
5. xxx ( 14/05/2006 17:20)
ie, manantena foana fa misaotra betsaka fiffi a!
6. Fiffi ( 14/05/2006 19:11)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.273