Maro loatra ireo antoko pôlitika eto MADAGASIKARA!
1. joda
(
10/05/2006 20:57)
1-Maro loatra ireo antoko politika eto MADAGASIKARA
170 eo ho eo ary tsy misy tara
Samy manana ny heviny sy manan-kambàra
Izay ratsy famindra aleo tsarain'ny tantara
2-Ka tsy mahagaga raha ho maro ny candidats
ilay taona 2007 anie no hifidianana prézidà
Ao ry Daniel Rajakoba ,Ndrema zanany,mbamindry Rolland
izay tsy lany eo manao TARZAN
3-Tsy adala anie ny Ntaolo raha niteny izay mitambatra vato.
Sa dia iniana tsy fantatra anaovana lohan-drajako
Jereo anie izay tany mandroso fa antoko 2 na telo toy ny maharitr'afo
Nefa dia mampitsiriritra ny démocratie-ny sady kanto.
4-Sady ny an'ny tany mandroso refa ankavanana dia ankavanana
Izay mpamadika palitao dia misalàka tànana
Atao ahoana moa fa ny firenentsika dia tsy manana
Raha tsy manaiky ianareo anontanio: Ravalomanana.

novalian'i Fiffi ny 11/05/2006 09:57
2. lamie
(
10/05/2006 21:11)
eny hoy aho ry joda e!! maro dia maro ny antoko politika satria hono ravalo tsy manao "demi-mesure" @ fitondrany an'i madagasikara, tena mihezaka izy hanondrotra anrsika fa toa tsy mety, be loatra ny te- hameno paosy koa!sy ny mitady hanao zay dan'ny kibony,ka zay voatosika ny heviny dia eo no eo ?lasa opposition! mahavariana o!!
3. sareraka
(
11/05/2006 07:10)
ireto izany aloha ireo candidats efa tena sur fa hilatsaka:
-LAHINIRIAKO JEAN
-ROLLAND RATSIRAKA
-RAVALOMANANA
-NY HASINA ANDRIAMANJATO
-PASITERA DANIEL RAJAKOBA
-HERIZO RAZAFIMAHALEO
IREO ALOHA FA ASA METY MISY ADINO
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY !
-LAHINIRIAKO JEAN
-ROLLAND RATSIRAKA
-RAVALOMANANA
-NY HASINA ANDRIAMANJATO
-PASITERA DANIEL RAJAKOBA
-HERIZO RAZAFIMAHALEO
IREO ALOHA FA ASA METY MISY ADINO
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY !
5. Fiffi
(
11/05/2006 09:57)
sareraka:KA AIZA NY OLANA ALIN'IZANY ? rehefa misy anie ny fifidiana hatraiza hatraiza tsy maintsy maro ny milatsaka eh! de ny 2 sisa no fidiana @ 2ème tour
ireto izany aloha ireo candidats efa tena sur fa hilatsaka:
-LAHINIRIAKO JEAN
-ROLLAND RATSIRAKA
-RAVALOMANANA
-NY HASINA ANDRIAMANJATO
-PASITERA DANIEL RAJAKOBA
-HERIZO RAZAFIMAHALEO
IREO ALOHA FA ASA METY MISY ADINO
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY !
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY ?