Aiza ianareo rey olona ah!!!
1. sareraka
(
10/05/2006 10:24)
Izao no zavatra marina lazaiko anareo ,resa-be izay hoe: Minoa fotsiny ihany! sy ny fahamarinana sy fahamasinana izay andriandrian'ny mpitondra ankehitriny .Firifiry ireo olona nilaza ny tena marina toa andry i
-OLIVIER PEGGY représentant RFI tao ANTANANARIVO
-vice 1ér ministre ZAZAH
-JEAN MARC KOUMBA ancien body-guard
-LAHINIRIAKO.....
Voaroaka satria tsy d'accord noho ireo vahoaka fahanana lalitra dia nilàza ny marina nefa noroahina.
Raha ny orin'asa TIKO ,MBS ..ve no tena orin'asa tsara nahoana ny olon-drehetra no tsy nihazakazaka niasa tany daholo ? anontanio ireo mpiasa ao @ ireo jadona sy ny humiliations ary ny lavage de cerveaux atao @ ireo mpiasa ao.Manginy fotsiny ny fanambakàna ataon'ny TIKO @ ireo tantsaha @ fividianana ny ronono loso .
Ny ankabeazanareo mantsy any an-dafy daholo tsy tena mahita ny réalité eto

novalian'i lamie ny 11/05/2006 17:27
2. hery
(
10/05/2006 10:47)
Maharaka tsara mihitsy kah.
Fa fomban'ny tsy misaina ny mimenomenona fotsiny fa tsisy actions. Leon-java-boribory ny vahoaka ka na mety ho marina aza ny zavatra lazainao dia tsisy effet-ny... aleony mino fotsiny ihany.
Fa nahoana?
Lazao izay solutions-nao momba ireo olana nolazainao ireo. Atolory an'izay tokony homena azy. Dia lazao anay ny vokany rehefa avy eo.
Matoa mbola tsy nisy an'izany dia satria
- Na tsy misy ny olana (donc enao fotsiny no mimenomenona eo)
- Na misy olana fa tsy misy vahaolana (Tsy misy mahasahy manolotra vahaolana)
- Na misy vahaolana fa tonga dia hita hoe tsy hahomby (Satria ny mpanolotra vahaolana dia tsy azo itokisana akory)
Toa mbola ho ela ilay 2007 e? ;-) Mahereza e

3. Fiffi
(
10/05/2006 12:19)
Lazao izay solutions-nao momba ireo olana nolazainao ireo. Atolory an'izay tokony homena azy. Dia lazao anay ny vokany rehefa avy eo.Marina mihintsy aloha izany an!
4. mino18
(
10/05/2006 14:27)
raha nalain'ny tiko tany ambositra ireo fianakaviana maromaro dia nilazana fa hokaramaina 10000fmg par jour sy iantohana sakafo .rehefa tonga tany vodiala izy ireo de tsy niantohana ny sakafony. hany ka nody ary nandeha tongotra.rehefa mijery ny raharaham pirenena dia jereo ny zava misy eran'i gasikara. aza diso eritreritra hoe madagascar=antananarivo.fa zay no maha fohifohy fisainana anareo.lainga na nofinofy daholo no nafafy teto.efa taona aty aoriana ,ianao mahazo ranondranony io no miteny hoe mandeha io fa ny malagasy rehetra mijaly ary mitaraina mafy.enga anie ka hivaly aminareo tompon andraikitra sy mpomba izany.de ho fantatrareo ny mangirifiry.merci
5. ainga
(
10/05/2006 15:54)
Adinon\'i sareraka ny anankiray mpilaza ny \"tena marina\" tao amin\'ilay lisitra : i sareraka !:evil:
6. xxx
(
10/05/2006 18:06)
Olivier Peggy no niteny t@ fifidianana 2001 hoe rehefa miakatra ny vato avy any ambanivohitra dia mitombo hoazy ny vaton-dRatsiraka. Nefa aiza akory, io ilay vazaha mbola nihevitra foana hoe ny tantsaha dia badraodra. Aiza ny impartialité des journalistes e?
7. marozevo
(
10/05/2006 18:09)
Sareraka > fanontaniana tokana ihany aloha no paetrako aminao anio. Iangaviako ianao hamaly mazava. Ianao ve ilay Sareraka mpihira malaza sa olona hafa.
Zon'ny tsirairay ny hanana ps, ary zony ny hiafina ao ambadik'izany, nefa raha azo atao dia mba valio aloha io alohan'ny hilazako ny hevitro momba ny loha hevitra.

8. lamie
(
10/05/2006 19:31)
ka zao koa e! raha tsy niova mpitondra aloha ry sareraka tsy mba ohatr'io antananarivo io e!ary ny làlana makany @ province reo ka!isika ange ry sareraka ka nandova lozabe t@ mpitondra taloha e!
ka lazao hoe iza sy aiza no ahitantsika olona 1 afaka hanarina an'i madagasikarantsika io e?
sareraka koa ange ka nanohana an-dra8 e!raha himenomenona eto daholo ny gasy! dia asa fa na ny Tompo aza ho leo!

9. marozevo
(
10/05/2006 19:41)
Angamba ny tena tian'i Sareraka dia izy mihitsy no manao prezidà !!...
raha tonga Prezidà izy inona hoy ianao : Misaotra Anao Andriamanitra... nomenao vahoaka bado... Tsy manao afa-tsy ny mimenomenona.

10. lamie
(
10/05/2006 21:05)
kivy @ malagasy aho fa tsy mety afa-po, nefa sarotra asondrotra, tena marina io an! aiza ve raha ny zavatra rehetra efa natao ho an'ny malagasy?
nisy ny feux tricolores, cabines telephone etc..
taiza no mbola nisy olom-pirenena mangalatra ireny fitaratra @ cabine telephone ireny? ny ampoules t@ feux tricolores reny alaina? endahina? ny plaques fanoroana @ routes nationnales ireny alaina daholo ovana angady!! ny operation alluminium: famakina lakozia zao teto antananarivo zao rey olona!!!mahamenatra e!aiza moa no hisy touristes intsony avy aty amintsika satria tsy afaka manao rojo, famantaranandro, fakana sary, tsy misy azo entina fa avy dia voa-endaka!!zany no niainana nandritra ny firy taona!!

11. Rainikarabo
(
11/05/2006 17:18)
dia avy eo ry zalahy mpangalatra sy mpanimba ireo ihany ange no mimenomenona e
12. lamie
(
11/05/2006 17:27)
ka misy ny securité tsinona ka! tsy dia afaka mandroba oh taloha tsony, satria reo ihany no tsy mety miasa ara-dalàna fa manendaka; kamolahy , tsy mieritreritra ny hiasa mba hanana fa mitady handray vonona eo reo e