akon ny fandalovan 'ny tarika makoma teto amitsika
1. ravatorano
(
10/05/2006 08:45)
nalaiko tao amin ny gazety express nivoaka anio 10/05/2006 izy ty ary dia tebny frantsay ranoray fa ialako tsiny indrindra :
Justice -L'organisateur des concerts de Makoma reste introuvable
Les promoteurs de
spectacles dignes de confiance sont –ils vraiment une race en voie de disparition ? C'est la question que l'on peut légitimement se poser après la mésaventure arrivée au
groupe Makoma, pourtant auteur de deux mémorables concerts à Antananarivo, vers la fin avril, notamment celui d'Antsonjombe, le 30, lequel aura battu tous les record d'affluence établis en cet endroit. Car, depuis cette date, le groupe de gospel congolais attend toujours d'être correctement payé.
Même situation pour les quelques télévisions locales qui ont participé à la campagne publicitaire dans le cadre des deux concerts, pour plusieurs personnes recrutés comme agents de sécurité, ou encore pour le gérant de l'hôtel où les membres du groupe Makoma ont résidé. C'est ce dernier qui a été le premier à réagir lorsque Fabrice Ralison, le principal promoteur de la tournée de Makoma à Madagascar, émargeait
aux abonnés absents alors que le délai prévu pour le paiement de la note d'hôtel des membres de Makoma, a expiré. Le 3 mai, l'hôtel a déposé une plainte auprès la police de Tsaralalàna, à l'encontre de Fabrice Ralison, pour abus de confiance. Le lendemain, les policiers de la Sûreté Urbaine d'Antananarivo arrêtaient le promoteur de spectacle.
Présenté au Parquet d'Anosy le 5 mai, Fabrice Ralison demanda à négocier avec l'avocat représentant l'hôtel et les membres du groupe Makoma. Le premier promettait alors de s'acquitter de ses dettes, si on le laissait organiser les concerts de Toamasina, prévus dans le contrat avec le groupe
Makoma, seul moyen pour lui de se procurer la totalité de la somme que lui réclament les deux autres parties. Sa proposition fut acceptée. Mais sitôt remis en liberté, Fabrice Ralison en profita pour disparaître à nouveau. Jusqu'à ce jour, le promoteur de spectacles reste introuvable.
Pour ses victimes, il n'y a plus rien à faire que de saisir la justice. Le procès relatif à la plainte déposée par l'hôtel a eu lieu hier au tribunal d'Anosy, en l'absence de l'accusé. L'avocat défendant les intérêts de l'hôtel réclamait 22 millions d'ariary, une somme qui inclut le montant de la note d'hôtel des musiciens et chanteurs de Makoma et celui des dommages et intérêts qu'il s'était fixé.
Le tribunal rendra son verdict sur cette affaire le 16 mai.
Marc Zafitombo

novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 09:50
2. ravatorano
(
10/05/2006 08:51)
hay kosa ity misy amin ny teny malagasy eh sady samy tao amin ny express nivoaka ny 10/05/2006 ihany :
Fivadiham-pitokisana -Nanjavona ny mpikarakara ny fampisehoan’ny tarika Makoma
Andrasana amin'ny 16 mey ho avy izao izay ho didy avoakan'ny fitsarana mikasika ny raharahan'ny Gasy Prody, Fabrice Ralison sy ny hotely Panorama. Nandeha, omaly, tetsy Anosy mantsy ny raharaha. Ny hotely Panorama no nitondra ny fitoriana tamin'izany noho ny fivadiham-pitokisana nataon'ny tompon'andraikitry ny Gasy Prody taminy. Nambaran'ny mpisolo vava ny mpitory mantsy, teo anatrehan'ny fitsarana, fa tsy nahefa ny vola hofan-
tranony tamin'ny fivahinianan'ny tarika Makoma teto Madagasikara ity mpikarakara lanonana ity. Tsy
vitan'izany fa mbola nampiasa adiresy sandoka
sy laharan'antso an-tariby hosoka ihany koa izay nomeny ny tompon'andraikitry ny hotely iantsoana azy.
Trosa maro
Raha ny fanazavana azo teny an-toerana dia manodidina ny 14 tapitrisa ariary teo ny hofan'ny trano nifanarahan'i Fabrice tamin'ny tompo'andraikitry ny hotely. Ka ny iray tapitrisa ariary tamin'io no naloany fa ny sisa nandosirany. Niantso azy tamin'ny finday nomeny ny tompon'andraikitry ny hotely tamin'ny fotoana nifanarahana, ny 4 mey, nijery azy tany amin'ny adiresy nomeny ihany koa. Fa tsy hita izy. Teo ireo mpitantana vao nanapa-kevitra ka nitondra ny raharaha tany amin'ny manam-pahefana mpanao famotorana.
Ny an'ny hotely Panorama izay nihetsika izay. Fa nanaitra ny sain'ireo mpanara-baovao maro ihany koa, omaly teny amin'ny Fitsarana, ny nahita ireo karazan'olona maro tonga teny an-toerana ary nilaza fa manan-trosa amin'ity tompon'andraikitry ny Gasy Prody ity. Tao na mpivarotra tapakila, na mpiambina sivily, hatramin'ny televiziona tsy miankina iray. Samy nandray anjara
tamin'ity fikarakarana ny lanonan'ny tarika Makoma ity avokoa izy rehetra ireo. Izy ireto moa, raha ny nambarany dia tsy mbola nisy nametraka ny fitarainany teny anivon'ny fitsarana na dia nahatsiaro tena ho voafitaka aza fa tonga nanatrika ny raharaha fotsiny aloha.
Fabrice Ralison moa tsy tonga niatrika ny Fitsarana azy noho ny fandosirany ary nangataka ny didy fampisamborana azy ny mpisolo vava ny hotely Panorama. Onitra mitentina hatrany amin'ny 22 000 000 ariary kosa no nangatahiny ho saran'ny fitaka natao azy sy ny fivezivezena tamin'ny fikarohana ary ny fatiantoka tamin'ireo vola hofantrano
tsy voaloa raha toa nampiasaina.
Nirina Rakotoson express de madagascar 10/05/2006