Tsikitsiky lava Pazzapa 3

1. hery ( 08/05/2006 07:00)
Atomboko eto ity dia mba tohizanareo sy fenoinareo :-) rehefa feno dia apetraka ao amin'ny tononkira

Fa n'inon'inona hitranga am'ny Fiainanao
...
Ndraindray ambony indraindray ambany
Tsy olana izany raha arahinao
Tsikitsiky lava

Ref:
More after worry, you have to say
Ou o o Tsikitsiky, Tsikitsiky, Tsikitsiky lava
More after worry, you have to say
Ou o o Tsikitsiky, Tsikitsiky, Tsikitsiky lava

Raha hihaino azy ao amin'ny Radiovazogasy dia

http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=tsikitsiky%20lava%20pazzapa

novalian'i DEDAKE ny 10/05/2006 12:27
2. Fiffi ( 08/05/2006 08:01)
hery: tonga de hamaly aloha sao de misy misongona ny toerana :-D:-D:-D :-*
Manana ny clip-n'i pazzapa hiany zah fa tena tsy arako le izy na variana @ le clip de tsy maharaka . :-D fa milay an!
3. Fiffi ( 08/05/2006 08:21)
hery: fa rehefa ohatran'io de maninona raha harahana clip kely ? ohatra hoe eto hiany no hasiana azy ?
4. Fiffi ( 08/05/2006 08:44)
la! la! la! la! oh! oh ! oh ! tsikitsiky lava..:)
5. McFy ( 08/05/2006 09:25)
Fiffi, mba omeo sopapa @ le clip ary zay รดรดรดรด! @ zay kou zay d mba mitsikitsiky lava
6. Fiffi ( 08/05/2006 09:45)
McFy: tsy olana io an! le star-ac io . Misy le Jammint-Andao maro-Can you feel-sns... fa milay eh! 12 titres fa hummmm ! hihihi sady tena mampi-tsikitsiky lava an! :)
7. hery ( 08/05/2006 09:47)
Sao dia mba misy manana ny tohin'io hira io kay ianareo fa ilaiko?
(Averina kely fao sao dia tsy hitan'ny olona intsony ilay fanontaniana) :-)
8. Fiffi ( 08/05/2006 09:49)
hery: andraso aloha hadika . :) fa raha misy manana de tonga de alefaso eh! :)
9. McFy ( 08/05/2006 09:50)
Hery hihihi, variana nitsikitsiky ka lasa tsikitsky lava hany ka adinon ny fanontaniana nony farany!
Fiffi, Ahoana ilay sopapa ve mety mahazo sa ahoana? hifanoratra manokana ve hahazoana manao transfert sa ahoana?
10. VIRGINIE ( 08/05/2006 10:19)
tena na izaho koa aza tara be @ tonony fa variana mijery ny endriny sy ny fandihiny
11. Fiffi ( 08/05/2006 11:00)
McFy: tairo ary eh! tsy olana zany an! :)
VIRGINIE: hatraty akia io an ! milay eh! zany no tena hatao hoe tsikitsiky lava eehhhhhhhh :)
12. xxx ( 08/05/2006 14:04)
Fa n'inon'inona mitranga amin'ny fiainanao,
Dia arahina tsikitsiky lasa.
Indraindray ambony, indraindray ambany,
Tsisy olana izany fa arahinao tsikitsiky lava.

[...], we have to say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky lava.

Ny zavatra rehetra izay iaraha-manao
Dia arahina tsikitsiky lava.
Velon-kira ny masoandro mahita anao,
Mahita anao tsikitsiky lava.

[...], we have to say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky lava.

Ou o ou o tsikitsiky lava
Ou o ou o tsikitsiky lava

Mba miezaka aho ny hitovy aminao,
F'indray andro any, ny fiainako ho tsikitsiky lava.
Mba miezaka aho ny hitovy aminao,
Izaho mino an'izany, fa ny hoaviko ho tsikitsiky lava.

[...], we have to say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky lava.

Fa n'inon'inona hitranga amin'ny fiainanao,
Dia arahinao tsikitsiky lasa.
Indraindray ambony, indraindray ambany,
Tsy olana izany fa arahinao tsikitsiky lava.

Lalalalalalalala lalalalaaaaa
Ou o ou o tsikitsiky lava

Io no fahenoko an'le hira oooo! Tsy siora zah amin'ilay [...] ireny :roll: Toa marina ilay tenen'i Hery nefa toa tsy izany no henoko talou :oops::roll::-D:-D:-D
De tsikitsiky doly doly am'zay :)
Pissoa
13. Fiffi ( 08/05/2006 14:12)
Pissoa sa pissoa ? hummmm :) de tsiky de ampy zany .:)
14. hery ( 09/05/2006 05:46)
misaotra pissoa...
Inoako fa marina ilay teny anglisy satria efa hira t@ teny anglisy taloha io no navaozindry zareo.
15. DEDAKE ( 10/05/2006 12:27)
Fiffi:

hery: fa rehefa ohatran'io de maninona raha harahana clip kely ? ohatra hoe eto hiany no hasiana azy ?



[b]Bold
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851