Centre "Bonne Nouvelle" Paris

1. Raberindra ( 06/05/2006 21:26)
Rakotomalala Allain, Mpitandrina ny Fiangonana "Bonne Nouvelle" Paris dia manasa antsika rehetra hiara-hivavaka isaky ny alahady (maraina amin'ny 10 ora sy sasany: amin'ny teny frantsay, hariva amin'ny 3 ora sy sasany: amin'ny tany malagasy).
http:// rakotomalala.org
20 RUE DE L'ECHIQUIER 75010 PARIS
Métro 8 ou 9 (station: Bonne Nouvelle), Sortie: Rue Mazagran. CodePorte: B 9326

Fiangonana volana Mai 2006:
7 mai: Miaraka amin'ny Missionaire Suisse Hans-Peter Bolli mivady.
14 mai: Miaraka amin'ny Mpitandrina Allain Rakotomalala (Guérison et Délivrance)
21 mai: Miaraka amin'ny Mpitandrina Daniel Sanchez
28 mai: Réunion Prophétique (Pr Allain Rakotomalala)
Dia faly mandray anao.
novalian'i marozevo ny 27/06/2006 21:31
2. Fiffi ( 07/05/2006 03:14)
tsy misokatra ilay "jereo eto"
3. Fanja1 ( 07/05/2006 12:54)
URL n'est pa valide hono !
4. Fiffi ( 07/05/2006 13:08)
ie ! :)
5. bellla ( 07/05/2006 16:32)
tsisy zavatra tenenina zah fa tsy aty aminay le izy. :(
6. Fiffi ( 07/05/2006 18:41)
bella: ka ilay izy aza tsy misokatra akory mba ho hita hoe inona ?
7. sipagasy ( 08/05/2006 07:22)
mmhhh ka efa nomeny io ny adresy sy ny code dia tongava daholo aza e!, mmhh mbola ho dinihina fa mety hitsoriaka any ihany ny tenanay raha izany e!


rakotomalala.org
20 RUE DE L'ECHIQUIER 75010 PARIS
Métro 8 ou 9 (station: Bonne Nouvelle), Sortie: Rue Mazagran. CodePorte: B 9326

8. marozevo ( 08/05/2006 14:19)
Azo fantarina ve hoe tendance inona ilay fotoam-pivavahana. Raha azo atao.... Sao manko dia temoins de Jehovah na sectes hafa. Sanatria...
9. Achia ( 08/05/2006 19:26)
8O :°)
10. marozevo ( 10/05/2006 18:46)
Toa tsy mamaly i Raberindra?
11. Fiffi ( 17/05/2006 12:53)
Tsara raha toa ka misy fanazavana misimisy kokoa , site na io jereo eto io satria mba tiana ho fantarina aloha ny momba an'io satria sanatria tsy miteny aho hoe inona io fa efa be loatra manko ny olona voafitaka indrindra t@ ireo témoins ireny.
12. JOCH ( 27/06/2006 12:13)
Izahay zao mbola tsy mahalala hoe tahaka ny ahoana izany fitaka hataon'ny Témoins izany fa mba ambarao kely aloha mba hiomananay mialoha
13. marozevo ( 27/06/2006 21:31)
Matahotra be aho...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1531