AZA AFENINA NY MARINA TENENO ANAY ....
1. joda
(
06/05/2006 19:13)
AZA AFENINA NY MARINA TENENO ANAY
Tsy misy izay tsy nahatadidy io hira io angamba an'i DA HOPP izy io tany @ taona 90 tany ho any.
Ka mbà manaitra ny mpitondra ankehitrio e :FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA no dévise nisarihana anay hifidy anareo ,ka mbà lazao anay ary ny marina e?

novalian'i aikyfandresena ny 02/06/2006 05:59
3. Fiffi
(
07/05/2006 04:27)
fa le hira ve aloha no jerena eto sa politika eh ?
satria ato @ artista sy hira le izy ! de iza nmandainda , de inona hono le lainga ?
satria ato @ artista sy hira le izy ! de iza nmandainda , de inona hono le lainga ?
6. McFy
(
07/05/2006 20:08)
joda: izaho aloha mbola tsy nitady an'io hira io e! zany hoe tsara fahatongavana ihany ilay hevitrao raha hitady an'io hira io eto saingy raha hiresaka ny heviny miankina @ resaka politika dia tokony ho lalana hafa angamba no nitondranao azy araky ny no lazain'i Fiffi etsy ambony
7. Fiffi
(
08/05/2006 04:25)
McFy: f'ita hoa eh ! de inona zany no andeha hiresahana eto "le hira" sa "politika" ?
9. Fiffi
(
08/05/2006 09:47)
McFy: aleo aloha i joda no hamaly azy de ho tohizantsika raha izany kah! :)