INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. sareraka ( 05/05/2006 08:54)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
herinandron'izao tontolo izao...

-androany aprés midi no ho atao ny vote ao @ assemblée nationale momba ny déstitution'ingany LAHINIRIAKO..
-miha milentika ny ARIARY mananika ny barre de 3000 AR ny euro 1

-hanidy ny frontiére ny frantsay @ resaka immigration.
ay ay ay....
novalian'i fijo ny 05/05/2006 19:20
2. Passy ( 05/05/2006 09:30)
raha ny hevitro aloha no lazaiko nymomba ny tiany sareraka ambara ny momba ny hoe INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY dia izao manaraka izao e!
ireo rehetra mpanao politique gasy izay tonga eo @toerana dia mitomany ny seza a
3. jajaf401 ( 05/05/2006 09:31)
Lanja miakatra ary ny fiainana eh!
Alo izy handeha amizany kou, antsika no manenjika.
ay ay ay ( zay moa le RF teo, hi hi hi ):-D
4. Fiffi ( 05/05/2006 10:53)
toa niverina indray ity ? fa tsy hoe manerana an'i Magadasikara ve ? satria tsy azoko ilay hoe "manerana ny tany"
5. ainaheri ( 05/05/2006 11:31)
voaheloka amponja mandrapahafatiny i Zacarriac Moussawi lay voarohirohy t@ afera 11 Sept
6. ainga ( 05/05/2006 12:00)
Vaovao tena marim-pototra :
Niseho ny masoandro anikeheo maraina. Mibaliaka izy amin\'izao fotoana izao aty @ tany misy ahy. Ny tsaho mandeha dia ny hoe hody hono izy io rahariva, nefa mbola hiverina rahampitso. Minoa fotsiny ihany fa marina io !
7. hery ( 05/05/2006 12:37)
ainaheri> ny mahaliana izao dia hoe ny an'ny olona rehefa nanao ratsy sy helohin'ny lalàna dia miditra am-ponja. Ny antsika misy efa voaheloky ny lalàna fa mbola mialokaloka any Frantsa...
8. Herimiafina ( 05/05/2006 14:06)
Iny indray tsy haharitra kah, raha le mpamono olona iny de tsy haharitra intsony izy iny! :@
9. ainaheri ( 05/05/2006 16:02)
hery>ka i la frantsa niaravoky taminy d mbola miaraminana lay sosy alou fa refa tapitra iny dakany @zay fa sao andany ny azy eo!!
10. fijo ( 05/05/2006 19:20)
alao izy ho aty fa hampisy korontana fotsiny any e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404