Promesses présidentielles lavitry ny afo ny kitay!

1. 4mimananelatra ( 02/05/2006 14:22)
:?:Raha izay promesses notenenin'i RAVALOMANANA izay dia toa mbà mampanontany tena ihany raha ny zava-misy eto @ firenena ankehitrio.
Nilàza izy fa ho jerena ny momba ny vidim-piainana @ ankapobény 6.500fmg ny euro 1 nandray ny fotondràna izy lasa 14.000fmg izao ny euro 1.
Ny lasantsy ekena fa crise mondiale izao nefa maninona no tsy manao subvention 5.000 fmg nandray ny fitondràna izy izao efa ho 12.000fmg ny litre...sns

Avo 2 heny daholo izany ny zava-drehetra nefa ny karàma farany ambany eto MADAGASIKARA 225.000fmg...

Ny vahaolana ve maninona koa moa raha foanana ny présidence fa toa mpandany ny volam-bahoaka fotsiny e ? ajanona eo @ 1ér ministre sy ny vice dia basta.
Asa raha tadiditsika nandritra ny nampiongana an'i ZAFY ALBERT dia ny 1er ministre sady intérim RATSIRAHONANA no teo nefa nandeha ihany ny fiainana .Ovao rangahy ny constitution ah dia miditra 4é république dia @ tsy intéressé na i RATSIRAKA na i RAVALOMANANA mbà rivotra tena vaovao @ izay no sady mitsitsy e!
novalian'i fijo ny 03/05/2006 20:53
2. Fiffi ( 02/05/2006 14:38)
de ho iza anefa ?
3. petsambava ( 02/05/2006 15:35)
koa na i RATSIRAHONANA ihany aza koah:°):°)
4. vale ( 02/05/2006 20:59)
"asa vita ifampitsaràna" ve izany:roll: ry petsam-bava? yé toa tsy ratsy iny koh!:)
5. fijo ( 03/05/2006 20:53)
izany subvention izany alaviro fa tsy vahaolana mihintsy.raha io resaka solika io no resahana,fanenana ny taxe ngamba no tsaratsara kokoa hampidina ny vidiny,fa raha hanao subvention lava eo,tsy hisy vola tavela ny banky centraly ny farany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094