pile ou face
1. diamondra27
(
01/05/2006 19:31)
iza no efa nilalao pile ou face matetika?
Raha tsy manana pièce enao de atao ahoana ny fanaovana pile ou face?
Raha tsy manana pièce enao de atao ahoana ny fanaovana pile ou face?
novalian'i dadabe ny 20/05/2006 15:02
5. diamondra27
(
01/05/2006 19:59)
non non non tsy zany io ry kiali a!
ny mahazatra de alaina le vola 1 euro ohatra, de miteny oe: pile ou face , mifidy izany le olona ankiroa hoe: ny ahy pike de ny anao face , fa raha tsy misy aza le vola de ahoana no atao?
ny mahazatra de alaina le vola 1 euro ohatra, de miteny oe: pile ou face , mifidy izany le olona ankiroa hoe: ny ahy pike de ny anao face , fa raha tsy misy aza le vola de ahoana no atao?
6. Fiffi
(
02/05/2006 03:21)
raha tsy misy ny vola de maka vato kely de raha ankavia de pile , raha ankavanana de face ?
9. mamzelkely
(
02/05/2006 06:11)
hihihi zah ko nefa ts mahay manzava an le izy akia ry fiffi aôna re ee:roll::-D:-D
11. totofy
(
02/05/2006 06:51)
tsy maka pile "wonder" ve dé atao eo akaikin' ny tarehy dé mijery fitaratra dé miteny hoe pile : dé haseho eo @ fitaratra ny pile , dé refa hoe face dé miseho eo mitsiky vendrana=))=))=))
12. diamondra27
(
02/05/2006 08:38)
VALINY:
comment jouer à pile ou face sans pièce de monnaie?
avec une pince à épiler(ça -est-pile)et une gomme(ça -est- face)
:-D:-D:-D:-D
comment jouer à pile ou face sans pièce de monnaie?
avec une pince à épiler(ça -est-pile)et une gomme(ça -est- face)
:-D:-D:-D:-D
13. onjah
(
02/05/2006 10:04)
Hay efa voavaly za vao saika hilaza toa an'i fifi hoe hovaina ilay hoe tanana havia sa havanana. Izay misy zavatra no mandresy.