sarotra ho an ny ekipa malagasy indray zany zao

1. ravatorano ( 24/04/2006 06:25)
tena sarotra ho an ny ekipa malagasy indray zany zao ny hiakatra amin ny dingana manaraka amin ny lalao boll kitra eo anivon ny sehatra afrikanina na ny coupe zany na ny champions ligue
http://www.lequotidien.mg/article.php?art=7932&date=2006-04-24.
Resy tamin ny isa mavesatra d mavesatra 6-0 ny uscafoot raha nandeha nanarato lalao tany ghana.Ny Ashanti no nikatroka taminy ary isan ny ekipa goavana aty afrika izy io fa na d izany aza v d enina sy donga b zao :evil::evil::evil:
1-0 teo @ fidirana voalaohany fa teo amin ny fiodinana faharoa d ohatran ny nijery ny ganéanina nilalao ry zalah ntsssssssss satria baolina anakidimy b zao no niditra.
Inn dray angah no fika ho lazaina amin io hita fa tsy zakatsika ry zalah eh ambony ny tekinika sy takitikany !
Ny usjf indray dia lavao tamin n ny isa 2-1 reefa nitsapatsapa foana nandritry ny lalao.Nanao ny 3-4-3 ry zareo nefa efa tsy mety d mbola natao ihany hany ka raha vao misy contre attak d eo no raisina .
Ny barazy v mataotra kofona sa aoana fa d vaky soa amantsara miitsy.
Nilaza zany zalah fa hanao izay ho afany aminny match retour fa d tongava dhl aloha mijery ilay hetsika karakaraina hanohanana an dry lerony eny atsonjombe ny alahady hoavy zao e
:-w:-w:-w:-w:-w
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 08:47
2. Achia ( 24/04/2006 14:01)
de avalona ndray zany ny lamba e !
3. zandikely ( 24/04/2006 14:41)
Io formation 3-4-3 no tena tsy tiako, na izany aza tsy tokony mbola ho kivy, marina fa sarotra nefa mbola azo atao tsara ny miakatra ka.
4. besorongola ( 25/04/2006 17:13)
Tsy haiko nareo fa raha izaho aloha dia aleo ny lalao tsy misy resaka haben'ny vantnna no ho tohanana satria ireny angamba izao no mba mety hahazahoantsika tombony. Oh : tenis, échecs, fanorona, billard sns. Fa raha ny Basket, volley, foot, rugby, dia tena mbola lavita be isika raha mitahy @ afrikana
5. ravatorano ( 26/04/2006 09:01)
besorongola.
6. jentilisa ( 27/04/2006 04:54)
Marina ihany ilay hoe aleo amin'izay atao pro ny baolina eto fa manahirana k'ty!
7. Razouzou ( 05/05/2006 09:45)
za ny gasy ajanona amzay ty footy ty fa tsy hay tsika le izy firy taona zay no mba nanaovana kitra nefa de tena madiso fanantenana foana CAN ary mbola tsy tafa isika zany hoe tsara tsy mivaky loha anzany kitra zany tsonytsy efa teo ny teknisianina seo nahay azy nefa aiza mba te hijery anzany gasy manao CAN zany nefa tsssssss! aiza .Mahita atao le izy tsy hoe akory manakihana fa isika mihintsi no tsy mahay .Ahoana cote d'ivoire tafa mondial nefa tsika lasa spekta mba samy nosoran dreny menaka ihany ve de ray lasa de ray tavela .Dikany tsotra de hoe aleo tsy manao .Boule ihany mety amtsika fa ra footy zany aza manatena 150em mondial tsika zao tsy aleo tsy manao
8. Roch ( 06/05/2006 05:38)
Dray mitandrema lisany Rajentilisa sy Razouzou ry Rabesorongola, ny gasy mody fanina fa mitandema kely, miandrasa kely fa ato ho ato hono ny mpanao boll gasy de mahazo mihinana yaourta maimaimpôna, raha toa lany indray iRa8, mivaha io olana io raha vô ampy kalsiom eo ny gasy. Ny gasy zao efa misy champion du monde @ kick boxing ka ahôna hoy lisany, marina fa -57kg, zany hoe tsy mampatahotra mihitsy e, ny vadiko aza 62kg k'lisany agaha ahôna,vitsy anie nama zany vazaha mainty na vazaha fotsy efa oln-dehibe izany no latsakin'ny 57kg e, ny tiako ho lazaina de zao, raha misy ny fifaninanana boll kitra ho an'ny olona KIRITIDRITIKA de ho tafa tsikeeeeeeee,sady boll tsy ankanao kofona ,sady tsy jerena ny taona.6 sy donga (6/0)hoe, na nagalatra ny arbitra, na manao kofona lôtra ny Ghaneana.
3-4-3 hoe, inona no dikan'izany, fa na de alefa eo ambonin'ny terrain daholo aza ny spekta gasy hi-contre @ vazaha mainty de mbôla tssssssssssss.
9. ravatorano ( 09/05/2006 11:21)
Roch< oka le aza ah hihihihi
Fa zao vizana indray zany tsika satria resy 3-1 tamin ny lalao miverina ny USJF tany tanzanie ary raha nandresy 1-0 an i asante kotoko ghana aza ny uscafoot d tsy tafa ihany saingy afaka manao ny coupe CAF zareo izay nangalana tahaka ny coupe de l'UEFA ihany koa.
Raha tsy diso aho dia eto Mahamasina ny lalao miverina amin io coupe fe la CAF io ary aorinan ny mondial2006 zany vao manomboka.
HO lazaina amin ny manaraka eto ihany ny advà andry zalah e

10. majinikakely ( 12/05/2006 06:33)
Ny club Inter any Angola zany no hifanena amin ny USCAFoot amin ny 16 juillet 2006 ka eo mahamasina izany no atao ny fiodinana voalohany.
11. Roch ( 26/05/2006 06:59)
Ka na nareo mpanohana aza "majainikakely" ka iza no hatahotra anareo @zany, efa mba nikôtra t@ny vazaha mainty. Sady efa mba misy ho tataraina @ zafikely lety zay an, Hitan'lah lekotomajinikakely, zahay lety efa tany Afrika nikôntra bôll t@ vazaha a, efa saika nanao Mondiala raha nisy kely, fa saingy resy teo @ fifanitsanana dingana vôlohany.Ka hitan'lah @zany ry lakotomajinikakely fa efa saika......Ary nareo zany ry Dadabe tena efa hanjana mihitsy taloha, raha zany fitataranareo azy zany aloha de tsy ho vitanay tsony ny hiohatra anareo e. Sady izany nareo gasy, miemotra fa tsy mandroso ohatrin'ny olona rehetra a ny anarako aza efa novako, taloha mantsy ny anarako Randriamanantena, 35 taona aho zao, de mbôla manatena an'i Pôly fôna de aleo milamina fotsiny. Za nama de tsy mba fiera @ maha gasy tsony a, aiza ve ko, ara-toekarena gimany, fahalotoana, ny maloto indrindra, baolina kitra resy lava,pôltika mikorotan-dava, ny @ lafiny rehetra 00/20, ka zany ve aha-fiera. Ka za tsy gasy fa Vazimba ry lery a.
12. Fiffi ( 26/05/2006 08:47)
:wink:zany an ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2326