lhl

1. tyfoly ( 20/04/2006 14:33)
manana namana iray za milaza we tsy tia vhv mihintsy hono izy , ary miseho mafy b fa tsy rototra @zany mihintsy , nefa tsara marihina aloha izy fa tsy pd e, ny mahakamo anefa d rehefa mahita vhv izy d mikoty, sy hotrany reny haka vady ireny fa rehefa lany zavatra ilainy d iny izy no tsy hita intsony, zany we sex fotsiny ny azy ? ary tsy mifidy vhv , fa zay hita , ny mampaleholo ahy ilaiko torohevitra eto d sipany namako b io lhl io , tsy d azo atao we sipa akory aza satria rehefa miresaka ry zareo d mitsotra mihintsy lai bandy we ,zahay sy sahondra anie tsy hotrany mpisipa rehetra fa rehefa mifankahita miaraka moa rehefa tsy mifankahita d sami any e!, Za anefa mahatsiaro tena we diso satria noho ny avy @ko no nahatonga andry zareo nifankafantatra, fa tsy za aloha nahatonga azy niaraka e!, nefa ny tiako atao zany ny ahatonga anio sipa io tsy ho tia anio bandy io fa tena efa mampalahelo fa tsy hita zai anaovana azy , mihena ampitoerana,tsy misakafo, mitomany foana ....nefa lery tsy taitra @zany akory na ny 1minitra aza, fa ny asany no mahafaty azy , sy ny baolina sao d tsy ahita, ny telefonina moa rehefa maneno d vhv no mitady azy,nefa @zany lery anie tsy manja akory fa toa mahay manao zavatra fotsiny hono ,rehefa anotaniako izy we tianao v sahondra d hoi izy we vola latsaka v tsy horaisina , tena zany ny atao we tsy asiany hajany mihintsy lay sipa , za aloha efa tezitra b @ nefa lai sipa namako indray milaza we aza miady @ fa lasa tsy mahita azy za raha vao tsy tonga aty @nareo izy , tena bandy tsy milay , izy aloha @ko gentil satria namako izy fa raha vao sipany izay hitako d traité-ny hotrany alika ,fa raha namana aloha lery d tena milay e! . Ka mba omeo torohevitra za hanampiako anio namako iO fa tsy hitako intsony, efa nitondrako zao karazana lhl rehetra zao fa eee tsy asiany kala sira fa io bandy io foana no tiany hono , ka tsy hitako intsony!, za koa aza efa leo @ kala , fa namana moa d tsy maintsy hampiana ;misaotra betsaka anareo
novalian'i vahatra22 ny 05/05/2006 14:19
2. chipie1 ( 20/04/2006 15:16)
mazava be ange zany e! zay no hitiavany any io lhl io:lol:
3. Fiffi ( 20/04/2006 16:42)
fa mba mampalahelo kosa aloha ny manjoa an'ilay vhv eh! fa dia mba tsy rariny kosa aloha ny zavatra hataon'io bandy io an!
4. bellla ( 20/04/2006 18:21)
Fa zany bandy zany ve tsy manana anabavy e:?::?::?:
5. bellla ( 20/04/2006 18:49)
Mba lazao kely alou izy ry tyfoly mba hieritreritra a! raha ohatra lery manana bavy de mahafaly azy ve rah ataonjy zalah hotr'izany ny bavny??
6. cutie ( 20/04/2006 22:48)
raha za enao tsy miditra @ aferan-dry zareo na de mpinamana aza nareo.:P
Enao manko avy aty ivelany fotsiny no mahita de mitsara,tsy hainao ze tena fandehany any .:P
7. zoklbfkfk ( 21/04/2006 04:48)
izany mihitsy ry cutie! efa sendra bandy namana hoatran'io ihany ny tenako ry tyfoly fa ny zavatra nampalahelo dia bevoka taminy ihany le sipa (efa ho efa-bolana vao fantatry le bandy) saingy le sipan'ilery hafa iray izay koa bevoka efa ho teraka no nentiny tany amin'ny ray @dreniny fa halainy vady hono.
tezitra tamin'ilery zah tamin'izay dia tsy nety nandeha tamin'ny raharahany (sora-panambadiana).
fa ny etna nampalahelo dia maty teo am-piterahana izato ramatoa vao nampiakarina. ilay iray natao tsinontsinona nefa teny niezaka namelon-tena, niteraka soa aman-tsara.
fa ilery amin'izao no hitako tsy dia normaly intsony: namana moa nefa ka tsy azo ariana.aza miditra amin'ny aferan-dry zareo mihitsy fa aleo mitazana sy mipetraka ho namana tsotra ihany dia8)
8. diamondra27 ( 21/04/2006 05:38)
le sipa zany mirevy sexe koa ino indray, na de efa ampijaliana toa inon izy , mahatsiaro mijaly fa tsy afa-manoatra satria tia, zany no atao hoe: amoureuse. Mety mbola tsy nisy niray taminy milay be talohan'io kof io de le kof no nanao découverte anazy de raikitra. Tsy misy fanafana io na inona na inon , le kof koa moa mahalala tsara fa tara be aminy le vhv de araraotiny.

ampidiro @ sipa tsy miraharaha lhl hafa indray le kof namanao io fa ho raikitra be @ le sipa vaovao de @zay izy tafala @ le vhv namanao voalohany.

Alefaso aty amiko aty hanaovako azy
9. diamondra27 ( 21/04/2006 05:43)
tyfoly: raha tianjy hiala aminy le kof de 'zao lazaina @ namanjy:

efa miresaka sexe amiko ihany ndry ka efa mba nandramandry angaha oe: le resaka sado-maso
De andrasandry eo ambaravarana iny izy ny hariva , manao tenu sexy , de andrasana @ karavasy,....

tsy lazainao an'ny le namanao anefa fa plan hanasarahanao azy ireo io plan io an!
Tonga de tsy mahateny fa mety ho gaga lasa dominé na mety tsy ho tia intsony fa matahotra mitsoaka satria niova be ny comportement.:-D:-D:-D:-D:-D
10. mamzelkely ( 21/04/2006 06:38)
ny anah ny conseiller-ko rah tena tia marina le sipa (marina aloh fa sarotra ty toro-hvt ty fa bon) asaivo miaritra izy aa apiseho azy fa tena tia azy le sipa n'inn n'inn ataony de eo fôna le sipa fa tôt ou tard tonga saina io bandy io we tena ts misy ôtran'ity vhv ty mitsy fa aleo zah hilamina amina

fa ra hitanareo fa sarotra beuu de akombony ny fo de saraho le bandy fa ts very bandy zany le sipa :wink:
11. tyfoly ( 21/04/2006 08:17)
sady @zay reto lay bandy miseho milay be , fahitako azy a, mety tsy misy mpitia akory lery fa tia moa lay sipa d atao tsinotsinona , iza koa no tia bandy hotrizany , tsy we manambany za fa , tena tsy beau lery, le sipa nefa manja b, tena hotrany we voampanafady mihintsy l sipa.Marina aloha tsy tokony hiditra @ lay afera ahy fa mahasosotra ahy ny fomba fitratén' ilay bandy vhv mihintsy. ny sipany rehetra efa hitako , fa mampite- hanao vagence b mihintsy!, ataoko daholo zay lazainareo rehetra , ataoko aloha ny resaka radom d ,hita eo ny apres , fa raha misy toro hevitra hafa d mbola vonona ny andray , misaotra
12. xxx ( 22/04/2006 05:45)
sipa vendrana zany e tsy ny toetra na endrika no hitiavany le bandy fa ny bibilny
13. vale ( 22/04/2006 14:42)
:-D dia na ratsy be aza ve zany sy ratsy toetra de eretana fa oe tina ny bibilny ry xxx? de ahoana izany rehefa miaraka @ izy? sa akipiny ny masony mandram-paha...:wink::-D:-D
14. Fiffi ( 23/04/2006 06:15)
de asa fotiny !:wink:
15. vale ( 23/04/2006 18:04)
:-D:-D
16. kala ( 24/04/2006 05:18)
xxx > :-w:-w:-w

vale > :roll::roll::roll:

:-D:-D:-D:-D:-$
17. kiali ( 29/04/2006 21:04)
lava lotra de kamo zah hamaky azy!!
18. Fiffi ( 01/05/2006 03:25)
io ve de lava loatra ? fa ny hevitr'i cutie no tena tsara.
19. soasoafy ( 04/05/2006 11:53)
mety manao cinéma ko ange le lhl e! mody hoe tsy tia nefa any ampony any taralila. Mety le karazana lhl dedaka tampohany vao nahazo sipa manja zany bandy zany.Ny tokony ho lazainao an'i le namanao(vhv) de oe : andramo ampifilaina na tsy rarahina kely oe jerena izany bandy zany de eo no ahitana oe tena tia marina izy na tsia.Ary asio ataony minan'ny.... @ zay refa hita ny kilema fa ny ol manana toetra ohatr'ireny de tsara faizina kely.Fa na tsy le sipa aza nge no manafay anazy de mbola todian'ny ataony izy any aoriana e.
Lazao an'ile sipa namanao ko fa ny bandy nge tsy azo amisehoana fitiavana be loatra fa manjary manitsaka e
20. Aino ( 05/05/2006 10:42)
ny any cutie aloha mety eh!!
nefa tena tsy reveko kosany izany fiangany ra lhl izany ko!!! fa miseho tsy hivakiloha, ny tsara ho azy de mba ho voadona izy any ahoriana any!! @ izay mba ho sazy ho azy ho ita eo na hiova na tsy!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5235