kalaroa

1. ikalakintina ( 16/04/2006 16:07)
za reto mitady an'i kalaroa a!, so de mba misy malala azy nareo, angamba efa teto am serasera izy asa na niova anarana hafa na tsy manketo intsony!, de misotra o!
novalian'i Fiffi ny 28/04/2006 15:23
2. Fiffi ( 16/04/2006 18:03)
zah aloha dia tena tsy mahafantatra fa mbola somary vao2 hiany fa dia enga nie ka ho hitanao izy @ fanampian'ny namana eto :)
3. diamondra27 ( 17/04/2006 05:49)
miala tsiny fa tsy nahafantatra io namana aho

de bonne rechercche e!
4. mandrindra ( 18/04/2006 17:30)
ireo ambony ireo misy kala roa :D

ahako aloha tsa mahalala azy io fa mirary fahombiazana amin'ny fikarohana !!
5. Fiffi ( 18/04/2006 19:08)
:roll: :-D:-D
6. miangola ( 19/04/2006 16:21)
za wa mba manontany tena ihany isaky ny mijery forum fa raha vao misy sujet vaovao dia tsy mitsy i Fiffi foana no mamaly eo ambany voalohany e!!
sa de efa natokana hiandraikitra an'io?
mba nanitikitika anà kely fotsiny iny ka!! tsy misy holana akory
7. pissoa ( 19/04/2006 16:31)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44420874cc2e4 fa namaly faha-3 i Fiffi fa tsy voalohany :wink:
8. kofamiangaly ( 19/04/2006 17:03)
ikalakintina ve mitady an'i kalaroa toa samy kala nefa toa mifampitady sa?.......
9. Fiffi ( 19/04/2006 17:22)
za wa mba manontany tena ihany isaky ny mijery forum fa raha vao misy sujet vaovao dia tsy mitsy i Fiffi foana no mamaly eo ambany voalohany e!!
sa de efa natokana hiandraikitra an'io?
mba nanitikitika anà kely fotsiny iny ka!! tsy misy holana akory
nefa raha nanitikitika dia efa anisan'ny misy olana zany , ary koa raha nametraka ny fanontaniana dia efa olana hiany ko zany saingy samy olana fa tsy mitovy ny dikany sy nyfandraisana azy.
arak'io novalian'i pissoa io dia tsy voalohany foana aho , nefa moa raha voalohany foana zah no mamly maninona moa ? mijery forum aho isan'andro , manaraka ny resaka rehera eto , mahaliana ahy , mahafinaritra ahy , handaniako fotoana maro dia maro tokoa ny fandehanako mamaky forum eto satria tiako !
pissoa: :-*:-*:-*:-*
10. CHAT ( 20/04/2006 04:52)
za zany mbola vaovao be dia tena mbola tsy haiko mihintsy izay atao e mba ampio moa e!!!!
11. CHAT ( 20/04/2006 04:56)
za zany mba mitady an'io olona io fa tiako be izy e !!!!
12. Fiffi ( 20/04/2006 04:58)
inona ny zavatra tianao hatao zany ? lahy sa vavy aloha ? aza misalasala fa namana daholo ny eto an! :-*:-*:-*
13. Fiffi ( 20/04/2006 04:59)
ka efa ananao ny adiresiny mail ka maninona raha tonga dia manoratra any aminy ?
14. diamondra27 ( 20/04/2006 05:49)
chat zany ve tsy kala piso e!
15. Fiffi ( 20/04/2006 09:27)
diamondra: nga akia misy kalapiso koa ato ? :-*:-* ndry :)
16. mandrindra ( 24/04/2006 11:25)
diamondra27, tsy ikala piso io ka satria raha izy io dia tokony hoe chatte fa tsy chat
17. Fiffi ( 24/04/2006 11:34)
mandrindra: fa raha chat de tokony hoe ahoana ?
18. sasa ( 25/04/2006 04:33)
mahereza mitady
19. mandrindra ( 26/04/2006 07:07)
fiffi, dia antsoina hoe sakalahy
20. ikalakintina ( 26/04/2006 11:33)
salu dolo mbola tsy itako reto izy a!, nefa teto am sera2 ono izy tam tsy tadidiko; angamba hafa ny anarany ato so ary de mba i chat izy e!, ra enao de mitenena fa aza masosostra(alaingako zany fa refa tsy iseho kalaroa de efa be kala be ato ,manaona sakalahy,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7885