FISAORANA

1. bimanoa ( 14/04/2006 04:32)
Tsy hay ny tsy hisaotra antsika namana ato amin' ny serasera izay nidodododo nampionona sy nampahery anay nohon' ny famoizana ny rainay tamin' ny alahady lasa teo,
Mana-namana tokoa manana anareo ary tena tanteraka tokoa ilay hoe : " Miaraha ory amin' izay ory ... ";
Atra ilay manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo ary irariana mba ho lasan' izay ny ratsy fa ny soa sy ny tsara indray no ifanodiavantsika !
novalian'i xxx ny 18/04/2006 04:27
2. diamondra27 ( 14/04/2006 04:52)
tsy misy fisaorana fa de mahereza hatrany
3. sasa ( 14/04/2006 04:57)
Mahereza hatrany :D
4. dadabe ( 14/04/2006 05:24)
de mbola mitsiky ihany sasa :roll:

maehereza ry bemanoa :(:(
5. Fiffi ( 14/04/2006 05:29)
Mahereza hatrany an!
6. mihanta ( 14/04/2006 05:57)
korazy bimanoa d mankahery anao hatrany :-*
7. Fanja1 ( 14/04/2006 06:28)
mahereza bimanoa
8. majesty ( 14/04/2006 06:37)
Mahereza hatrany less bimanoa a!
9. sipagasy ( 14/04/2006 06:39)
mahaiza akia mionona fa tombon-dalana ny azy annn,:-*
10. ari.malala ( 14/04/2006 06:47)
Miala tsiny fa izao vao nahalala, mirary fiononana tanteraka hoan'ny fianakaviana dia mampahery anao ihany koa.:-*
11. rurik ( 14/04/2006 07:36)
za koa dia miala tsiny fa izao vao nahita ity vaovao mampalahelo ity
mahaiza mionona dia mahereza fa tombondalana ny azy :-*:-*
12. vale ( 14/04/2006 09:37)
:(mahereza fa fomban'ny tany ihany izany an!fa isika rehetra izao mbola ho any avokoa!........ dia miombon'alahelo koa izahay bimanoa à!:-*
13. bimanoa ( 14/04/2006 12:48)
ity izany no sady fisaorana no solon' ny fampandrenesana hoan' izay tsy tratra antso mialoha, nohon' ny hafenoan-drano b loatra hoy ny fitenenana !
14. Fiffi ( 14/04/2006 13:16)
misaotra anao ary dia mahereza hatrany fa tombon-dalana ny azy. :-*:-*:-*
15. Caem ( 14/04/2006 13:59)
Miala tsiny fa izao vao nahaheno. Ka hoy aho hoe aza kivy fa mbola hihaona aminy isika rehetra indray andro any. Apetraka antsika amin'Izy Ray any ambony ny fanahiny. Mahereza.
16. xxx ( 18/04/2006 04:27)
mahereza akia a!!!
mimich
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2086