sakafo bio

1. rakotoson ( 11/04/2006 02:39)
na za aza dia tena mamerina mametraka ilay fanontaniana momba ny sakafo bio teo satria tena lasa maro be ny asanay amin'io bio io satria mamokatra crevettes bio izahay zany hoe manana certification label bio , ka mba manontany hoe tena lafo be ve io sakafo bio io aty aminareo andafy fa zao moa dia biologiste amin'ny ferme aquaculture ka dia sahirana zahay ato amin'io famokarana akamba bio io.
VELOMA
novalian'i titis ny 25/05/2006 14:37
2. Fiffi ( 11/04/2006 03:51)
rehefa BIO aloha dia tena lafo tokoa , noho io no tsy mampihisy olona maro afaka mividy , saingy maro tokoa ireo olona tena tsy mividy sakafo afatsy ireo bio ireo.
3. Falzar ( 13/04/2006 11:55)
Tena marina mints io tenenin'i Fiffi io rakotoson a!
Mrary soa e!:wink:
4. titis ( 25/05/2006 14:37)
Hatramin'ny nahatongavako taty an-dafy no nahenoko ny sakafo bio.Tena ilaina mihitsy eo @resaka fahasalamana .Betsaka ny sakafo manintona tsy fahita any amintsika ka aleo mitandrina tsara rehefa tonga aty @ tany mandroso.Aleo ihany koa mihinana kely tsatsara toy izay be tsy @ahoana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5738