mitady tonokira

1. kiali ( 06/04/2006 17:45)
ba hono wa ry reto! ba iza no afaka manome an'ah le tonokira fapatorizana zaza oe "iny hono izy ravorona ohh"fa tena mijaly zah mapatory an'ilay zanako ato fa tsy mahay le tonokira zah ba ampatoriko an'ilery! misaotra mialoha eh
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:19
2. Fiffi ( 06/04/2006 17:56)
iny hoho izy ra-vorom-bazaha
ento manaraka anao any an-tsaha
ento misidina ambony o!
rehefa matory havereno o!
o! o! o! o! o!
3. Herimiafina ( 06/04/2006 18:38)
=))=))=))=))
4. rabilabila ( 06/04/2006 18:44)
Indro ary:

Iny ,hono , izy ravorona ô!
Ento manaraka anao ô!
Raha mangina avereno ô!!
Raha mitomany ,ento any ô!!
ô!ô!ô!ô!

Iny ,hono ,izy ravorom-bazaha
Ento manaraka anao any an-tsaha
Raha mangina dia omena fanala
Raha mitomany dia ento any an'ala
Iny ô! iny ô!!


Io no version iray

Dia tafandry mandry ,dia soava e!!
5. ravakamalala ( 06/04/2006 19:25)
ndriiiyyyy! mafinaritra ery ny makasary anao antsaina hoe mandrotsirotsy zaza!

hira hafa hiraina refa tsy hay io e! hiran i metallica zao no ananako tonony ato:-D
6. Lejim ( 06/04/2006 21:05)
:-D
Dia vao mainka mitomany ilay zaza raha ireny feo kadradraka be ireny no hirana azy!
:-D
7. fijo ( 07/04/2006 03:26)
ary tandremo sao ny rainy no matory aloha an.
8. Fiffi ( 07/04/2006 04:44)
de ahoana zany le zaza ?
Herimiafina: ianao angaha tsy mba nandre an'io hira io ?
9. ari.malala ( 07/04/2006 05:45)
ary in no mahatapatsinay an'i Herimiaifna?
10. kiali ( 07/04/2006 15:40)
ari.malala:

ary in no mahatapatsinay an'i Herimiaifna?


de tsy aiko mintsy wa fa de hotran'izao fona ledala io refa mahita an'ah ao @ dinika
11. fiaritiana ( 07/04/2006 22:42)
:-D:-D:-D:-D
iny ono izy ravorom bazaha
ento manaraka anao any an tsaha
rehefa mangiana avereno o
ouh ouh ouh ouh ouh ouh!!

ka zao anie ry Kiali e!!tsy asianao fihetsika koa aiza izy no hatory!
12. kiali ( 08/04/2006 05:47)
fiaritiana:

:-D:-D:-D:-D
iny ono izy ravorom bazaha
ento manaraka anao any an tsaha
rehefa mangiana avereno o
ouh ouh ouh ouh ouh ouh!!

ka zao anie ry Kiali e!!tsy asianao fihetsika koa aiza izy no hatory!


ka avia aza zah ampenaro fa tsy mahay le fietsika eh
13. Herimiafina ( 08/04/2006 21:09)
Mila arahana gitara basy kely sy batterie io de mivoaka tsar mihintsy klé, ahan :@:@
14. Fiffi ( 09/04/2006 05:48)
fa tsy ity kosa an! :-D:-D
15. arlovah ( 12/04/2006 09:38)
Ny ahy indray ho'a lé fi-télécharger-na ny tononkira rehetra ato e? Possible ve?? Merci:)
16. arlovah ( 12/04/2006 09:41)
Mila fanampiana e!
Ahoana no hitélécharger-na ny tononkira rehetra ato???:oops:
17. xxx ( 12/04/2006 09:45)
Izao koa mila an'i arlovah a
18. Fiffi ( 12/04/2006 11:19)
de tena tsy aiko indray aloha an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.33