toko 3 namamasaka ny nahandro !
1. lemenakely
(
31/03/2006 14:35)
Nampahantraina, Ampahantraina ary Hampahantraina ny malagasy izay no zava-misy !
http://www.lexpress.fr/info/monde:dossier/madagascar/dossier.asp
MARINA ARY TSY MISY HO KIANINA IO ARTICLE IO
http://www.lexpress.fr/info/monde:dossier/madagascar/dossier.asp
MARINA ARY TSY MISY HO KIANINA IO ARTICLE IO
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 06:58
2. lemenakely
(
31/03/2006 14:41)
misy ahintsy kely
http://www.lexpress.fr/info/monde/dossier/madagascar/dossier.asp
asa raha hisokatra ilay tena article na tsia
http://www.lexpress.fr/info/monde/dossier/madagascar/dossier.asp
asa raha hisokatra ilay tena article na tsia
3. Veloo
(
31/03/2006 16:15)
lemnakely a ny tianao teneny ve oe ato mahantra ny gasy? miala tsiny fa tsy dia maha gasy be an...
fa raha izany no tena dikan'io lazainao io dia aza matahotra raha mbola eo ihany ra8 miezaka minamana @ amerikana izy sa ahona?:wink:
fa raha izany no tena dikan'io lazainao io dia aza matahotra raha mbola eo ihany ra8 miezaka minamana @ amerikana izy sa ahona?:wink:
4. sonwin
(
31/03/2006 16:21)
Nampahantraina, tena marina satria taona maro niaina tao anaty fanjanahantany sy ny revolisiona sosialista, ny hoe Ampahantraina io indray dia ny tena marina aminy dia mbola misy ireo mitetika ny ampahantra ary lohalaharana amin'izany ireo mpanjanantany fahiny...Hampahantraina:he he sokafy ihany ny maso fa aza faly mamaky ny voalazan'ny mpanao gazety frantsay.
Rehefa mamaky ilay article io za dia tsy mahagaga ary tsy vaovao ny voalazany...frantsay io e...manao alahelon-toerana! Adieu la france fa tsy hisy intsony ny filoha francophile e!
Miresaka sandam-bola io article io, nefa ohatra iray no lazaiko anao, jereo ny archive fa tamin'ny volana jona 2004 dia nisy fotoana tafakatra 14000 fmg ny 1 euro,amin'izao izy raha ataotsika franc ihany dia manodidina ny 12300. Ka asa io ref iray taona lazain'io article io na 1 taona oviana na oviana.

5. fijo
(
31/03/2006 20:24)
ny frantsay koa tena mahatsiaro nahilika ,ka tsy zakany izay.aza hadino koa nefa fa,ry zareo no isan'ny nitsentsitra antsika teto,ary saika nandany ny haren'ny gasy mihintsy.
6. Ragadona
(
01/04/2006 00:04)
Na izany aza tsy azo odian tsy hita koa ny fikafika maloto isan karazany anomezana tombon dahany ny tiko ka amoretana ireo orinasa sasany. Fifangaroan javatra sasany hoe an i tiko sa an fanjakana. Le tany Ambatondrazaka izay nandehanan ny minisitry ny vola niaraka tamin ny tompon andraikitry ny tiko sy DG hafa zao tsy no araka mihitsy raha tsy nidoboka ny avion ka voatery nanazavazava teny. Raharahan ny tiko le izy dia mirohotra any ny olom panjakana sy ny fitaovam panjakana ka refa tratry ny zava mitranga toy ireny dia voatery mitady fanazavana handresen dahatra hoe raharaham panjakana le izy
7. Veloo
(
02/04/2006 02:43)
tsssssssss tena loza mihitsy ry reto o? mbola ho avy ny ratsy atao e:wink: