Poisson d'avril, hehehehe
1. Herimiafina
(
27/03/2006 17:26)
Zanany: -Neny an! Neny an! misy lehilahy miara-matory amin'ny mpiasa-tsika ao amin'ny hefitranony ao!
Reniny: -Inona ity loza lazainao anaka, aiza izany? aiza? atoroy ahy haingana!
Zanany: -Poisson d'avril, dada kanefa le izy!
hehehehe=))=))=))=))

novalian'i pissoa ny 11/04/2006 14:29
12. pissoa
(
28/03/2006 03:47)
Herimiafina:Hihihi, efa hitahita eny ihany ny ho afitsoky ry HM junior :°)
Zanany: -Neny an! Neny an! misy lehilahy miara-matory amin'ny mpiasa-tsika ao amin'ny hefitranony ao!
Reniny: -Inona ity loza lazainao anaka, aiza izany? aiza? atoroy ahy haingana!
Zanany: -Poisson d'avril, dada kanefa le izy!
14. kala
(
28/03/2006 05:46)
HM > lazainy eny ihany ny ataony ê! =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))ampiako kely an'ity :*:*:*:*:*:*:*
kanefa poisson d'avril anticipé nefa io :wink: