AZA DIA MANARAKA AKAIKY LOATRA NY JO ...

1. xxx ( 24/03/2006 20:04)
aza dia manakaiky loatra ny jo refa miakatra tohatra izy fa manjary jenjina :-D:-D
http://www.dancehallreggae.com/imageview-aspix?imageID=12685
=))
novalian'i Fiffi ny 18/04/2006 05:13
2. Herimiafina ( 24/03/2006 20:25)
The page cannot be found
The page you are looking for might have been removed, had its name changed, or is temporarily unavailable.

Ahoana io l'ty ry xxx? :roll::roll:
3. Veloo ( 24/03/2006 20:49)
ie za ko tsy afaka nanokatra:roll:
4. xxx ( 24/03/2006 20:57)
aleo @ manaraka aloha fa mi beug ny ordi e:-D
5. bozimanga ( 25/03/2006 05:27)
tsy mety miseho masoandro ôtranao ilay izy ry xxx ah! mba mataoatsa ko izy :-D:-D:-D
6. dadabe ( 25/03/2006 06:15)
:evil: namitaka indray lery le
7. Fiffi ( 25/03/2006 07:51)
ka izay indrindra wa !! rehefa tsy sahy miseho masoandro ny mpandefa dia tsy miseho koa izay nalefany , de mody hoe aleo @ manaraka aloha fa mi beug ny ordi e
8. kala ( 25/03/2006 08:09)
fiffi > marani-tsaina a=D=D
efa hoe voajono @ le jereo eto daholo nareo :wink:
9. vale ( 25/03/2006 12:23)
xxx à tena tsisy raha hita eh!:roll:
10. xxx ( 25/03/2006 16:44)
ka le soratra tao ne no tiako ho hitanareo e:-D:-D:-P
11. Fiffi ( 25/03/2006 18:18)
ary toa tsy mi-beug akory ny ordi ? fa aiza aloha ilay soratra eh ?:roll::roll:
12. Veloo ( 26/03/2006 01:46)
kala a njy nga tsonjo?:-D
13. dadabe ( 26/03/2006 13:39)
sao dia mba ato kosa e http://www.infoaceech.org
14. xxx ( 26/03/2006 19:33)
tsonjo besisika :-P
15. Fiffi ( 27/03/2006 10:56)
:roll:
16. kala ( 27/03/2006 13:01)
veloo > zà ve le mpanjono de ho tsonjo:-D:-D:-D:-D

xxx > :evil::twisted::evil::twisted::evil::twisted:
17. Herimiafina ( 27/03/2006 17:44)
kala, don't bouge njy! (l):*:*(l), 'ndana amin'izay! hehehehe=))=))
18. Fiffi ( 27/03/2006 18:32)
:roll:
19. Herimiafina ( 27/03/2006 18:59)
Fiffi koa: (l)(l):*:*
20. xxx ( 27/03/2006 20:47)
fa maninona an' kala ary aho no mahazo :twisted::twisted::twisted:sady bedabe :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2069