fandalovan'i Koffi A. tany M/car
1. andry44
(
19/03/2006 15:14)
Nanao ahoana ny fanarahanareo tany frantsa ny fandalovany tany M/car?Mba nitatitra an'iove ny Chaîne frantsay?ny télé indrindra?
novalian'i fijo ny 31/03/2006 20:03
3. Fiffi
(
19/03/2006 15:57)
mba niandry foana aho ary nanaraka vao2 fa tsy nahita na nahare na kely aza :(:(:(
5. xxx
(
19/03/2006 17:08)
ko ny mpanao gazety ary tsy mahazo maka sary ko inona no vaovao azo eo. Sa hitabataba mafy be hoe : Eh eh , Koffi Anna n aaah...... wa wa wa wawawawawa. Vogejan dravalo ny tanàna.
7. andry44
(
20/03/2006 07:02)
de tsy harako indray aloha ilay hoe mpanao gazety tsy navela naka sary e!
Fa de mampalahelo ny toetsaina sy ny politikan'ilay reny malala fahiny raha izany kah!
T@ RFI izao de indray mandeha ihany no mba niresaka an'io ny vao² de izay;ny chîne télé moa de tsy nisy!
Nefa ny fifidiana tany Benin izao isan'andro ary isaky ny vao² momba an'i Afrika.

8. gernico
(
20/03/2006 08:14)
La frantsa anie efa tsy mahagaga io fa ho an'izay maivan-.... ihany no matimaty be fahantany aminy eh !
Ampitahao( comparez ) fotsiny ny situation misy ny zanantany frantsay sy ny zanantany AMERIKANINA dia hazava aminareo ny resaka manontolo !!!!
"Aoka hitandrina raha te-tsy ho vaky eo ny handrina !!! "
Ampitahao( comparez ) fotsiny ny situation misy ny zanantany frantsay sy ny zanantany AMERIKANINA dia hazava aminareo ny resaka manontolo !!!!
"Aoka hitandrina raha te-tsy ho vaky eo ny handrina !!! "
9. mazoto
(
20/03/2006 10:24)
Izao aloa dia minadry izay fa deha javatra fotsiny fa tsy hitako izay ambara @ireny.
Sa ahoana hozinareo?
Sa ahoana hozinareo?
11. fijo
(
22/03/2006 22:07)
gernico an,mba hilazao zanatany amerikanina iray aho hoe azafady????aza mamorona fa rehefa tsy mahay dia aleo tsy miteny.
za koa taty mba niandry izay fomba fijerin'ny mpanarabaovao frantsay,fa dia tena tsy nisy resaka na iray aza.
na TV5 aza tsy nandefa momba io indray mandeha akory
za koa taty mba niandry izay fomba fijerin'ny mpanarabaovao frantsay,fa dia tena tsy nisy resaka na iray aza.
na TV5 aza tsy nandefa momba io indray mandeha akory
12. andry44
(
24/03/2006 06:55)
nefa ny fandalovany tao Afrique du Sud nalefan'ny TV5 somatsara.
Avy tany amintsika i Kofi Annan de nakany RDC.Ny harivan'ny nahatongavany tany ihany de grand titre t@ TV5 ny dinika nifanaovany t@ pesident an'i RDC.
Avy tany amintsika i Kofi Annan de nakany RDC.Ny harivan'ny nahatongavany tany ihany de grand titre t@ TV5 ny dinika nifanaovany t@ pesident an'i RDC.
13. xxx
(
24/03/2006 19:18)
io hoa ny frantsay tsy faly ny hanananao zany za tsy mankahala frantsay fa le politikany mitsy no lomorona e nefa jereo ty greve isan'andro any @ tsy voalaminy reny nefa isy milaza fa mahay mitondra
15. pisopiso
(
25/03/2006 18:19)
Miara mipetraka amizay bainina Frantsay izay zà ry zalahy aty ivelany ,dia isaky ny miresaka ny momba an'io fahantrantsika io zahay roalahy dia hanontanian'i lery foana hoe ary taloha ohatrinona ny smig sns dia miala pà fotsiny sisa azoko hatao fa tena mahatsiaro oainina foana aho...zà ve moa handeha hanaratsy zay fitantanan'ny gasy tsy mahomby rehetra teo...fa dia aleoko manova resaka...dia mbola tohizin'i Lery hiany hoe 20 moa sa 25 euros ny smig any aminareo?? tena tankina miintsy ny bandy am'le kôzin'i lery fa mba omeo soupapa kely aloa hamaliako azy tsaratsara fa tena tsy levon'ny vavoniko miintsy le ataon-dry zalahy resaka hoatran'izany e!!
16. fijo
(
29/03/2006 20:20)
izao hazavaina azy.35€ ny SMIG any,fa ny fiainana any tsy toa ny aty.mbola misy hafaka mihafy amin'izany any.
17. mandrindra
(
30/03/2006 13:52)
tsy vitan'ny hoe afaka mihafy fa ny azon'ny 35€ any dago koa tsy mitovy amin'ny azon'ny 35€ aty. manarak'izay tsy mitovy ny filana (besoins), ny aty amin'ny tany mandroso dia tsy maintsy miala vola ohatra vao afaka miala voly ny an-tanana tsy voatery, ny tany mandroso tsy maintsy misaika amin'ny rano mafana mitobaka tsy ankijanona, ny any dago mbola mitantana ny tsy fandanina rano ...
18. fijo
(
30/03/2006 21:15)
izay mihintsy.any vary sy laoka di amilamina ny saina,aty mila manao tennis aho hoe ,mila resto fa raha tsy izay dia mahatsiaro tena tenalatsaka be,mila mivoaka kely etsy ,mandany vola ery,mindrana vola atsy.izay le aty e,
any ndao ry akama an,dia efa revy milay be zay ao.
any ndao ry akama an,dia efa revy milay be zay ao.
19. TYNOS
(
31/03/2006 15:52)
na dia tsy any an-dafy zaha fa eto dago ihany fa mba fanaraka vaovao avy any ampitandranomasina fa tsy naheno ny akon'izany fandalova'i KOFI teto zany afa-tsy rfi t@andro nitongavany de zay:!::!::!:
20. pisopiso
(
31/03/2006 17:27)
Dia nisy resaka koa indray mandeha hoe: any aminay oa efa betsaka ny manana 4X4.... dia hozy lery hoe nefa dia SMIG n'olona 2 vao mahavita plein ny reservoir d inona ndray ny havaliko an'izay ry zalahy??