Fampidirana sary

1. kally ( 19/03/2006 11:39)
Isan'ny zavatra mahafinaritra mihitsy ny mijery ny sarin'ireo namana eto, dia isaorana anareo mazoto mametraka :wink:

Fa ny mahakamo kosa ho'a lasa maromaro mihitsy ny mametraka sarin'ny mpihira na sarin'olo-malaza.
Ny mandreraka aamin'ilay izy dia mameno pejy fotsiny, asa raha mba ao an-tsain'ilay nametraka fa ny tena mahaliana anay namana eto dia hijery ny sarin'ny olona ifandraisana sy ifaneraserana eto fa raha izay sarin'olo-malaza any tadiavinay @ google dia mahita betsaka raha te-hahita.Ka tsy mba azo ferana kely ve io fametrahana sary tsy azy io?
2. gasypantin ( 19/03/2006 12:05)
wi je suis d'accord avec toi ossi!!!
3. diamondra27 ( 19/03/2006 13:10)
=D=D=D
4. pissoa ( 19/03/2006 13:46)
Ie.

Tsy aleo ve ry zareo ny sarin'ny mpihira sy olo-malaza atao ao amin'ny blaogy ;):roll:
5. fasaly ( 19/03/2006 15:03)
kally: ny ahy lay mamitaka ny namana fotriny tsotra zao no mahakamo kely ahy amlay izy kou:wink:
ka misy voafitaka mahintsy kosa fa otran'ny hoe gasy mahintsy kou!:°)
6. Fiffi ( 19/03/2006 18:24)
maro dia maro tokoa ny mpamitaka satria ohatra fotsiny zao an! nahita sarin'olona ato aho dia nandefa hafatra ho ahy io olona io ary nangataka ho namana , zah aloha dia tsy mandaha namana izany mihintsy , zarako aza ! saingy ny indro kely dia nandefasany sary aho ka teo voa gaga sy talanjona hoe wadrayyyy !! ary toa tsy ilay sarin'ilay olona hitako ato ? dia nanontany azy aho ka dia novaliany tsotra fotsiny hoe: "ny ato anie ka fanalana azy fotsiny eh" ! fa ny mamitaka aloha tsy lasa eh!:evil:
7. tafita ( 19/03/2006 19:18)
Tena marina mihintsy io firtarainana io e, satria misy mametraka sary dia sady miafina tsy hita na tsy miseho akory ny endrika , ka ho ahy dia tsy hitako ny antony ametrahana azy ao ange raha toy ireny , na koa sarin'olon-kafa no atao ao dia milaza fa azy le sary ........
O K :P:P:P:twisted::twisted::twisted::twisted:
8. fasaly ( 19/03/2006 19:48)
iéuh marina dooly zany an!
:°):°):°)
9. akamatiana ( 19/03/2006 22:16)
:roll:
10. Lejim ( 20/03/2006 00:27)
Ary betsaka ry zareo ao an! Bagdad hozy ry zalahy izay! :-D:-D
11. ravatorano ( 20/03/2006 04:59)
ny sari droky aza ka kally tsa misy hita fa mody we dizina ny mpakasary kouh :?::roll:8O=)):-$
assé koa any za kablà d mamely tena é :wink: :-D:-D:-D:-D^:^^:^^:^
12. ravatorano ( 20/03/2006 05:23)
tsa dizina tsony ilay mpangala sary sé tary amin ny blaogy.com
aako alongany d tena nandinika tsara e sao d hadino sé mifanojo eny tsarasaotra eny hiuhihihihihina eny andohatany eny hhahahah:-D:-D:-D
^:^^:^
13. fasaly ( 20/03/2006 05:39)
:roll::-D:-D:-D:-D dizina:-D:-D:-D mila miova mpaka sary zany:-D:-D:-D
14. akamatiana ( 20/03/2006 06:16)
:-D:-D:-D
15. lapino ( 20/03/2006 08:30)
kally:
Fa ny mahakamo kosa ho'a lasa maromaro mihitsy ny mametraka sarin'ny mpihira na sarin'olo-malaza.
Ny mandreraka aamin'ilay izy dia mameno pejy fotsiny, asa raha mba ao an-tsain'ilay nametraka fa ny tena mahaliana anay namana eto dia hijery ny sarin'ny olona ifandraisana sy ifaneraserana eto fa raha izay sarin'olo-malaza any tadiavinay @ google dia mahita betsaka raha te-hahita.Ka tsy mba azo ferana kely ve io fametrahana sary tsy azy io?

Amin'ny lafiny iray koa isika, raha vao manja ilay sipa, dia lazaintsika foana fa tsy izy, fa mi-triche. Ka sô de tsy mametraka sary eo intsony manko ny sipa manja ny farany ... Kanefa ange na hapetrany mbamin'ny feony aza tsy maninn e :wink::)
16. fasaly ( 20/03/2006 11:12)
lapino: marina klou zany fa misy mametraka eva langoria kosa tao, nisy nametraka ameria, rihanna lay farany teo.......norme beuh raha misy ny tatitsa kouuu!
nareo ihany ange no voafitaka euh:°):°):°)
ohatra tam andron'ny bagdada reny, haiko tsara lay bandy nampiditra ny sary rehetra reny lay sipa maro isankarazany (ry matissekely sy ny tariny) fa beuh ny tsatsa ny harato tao an!:-D:-D:-D anisan'izay i.....:roll::roll: aleo hijanona sekiré:-w:-w:-w
17. hery ( 20/03/2006 13:22)
Zah tsy de maharaka hoe iza sy iza... fa raha misy sary hitanareo fa tsy sarina namana (satria sarina mpihira sns.) dia ilazao ihany aho
18. mamzelkely ( 22/03/2006 06:19)
le sary ts izy kosa aloh de hita be kosa ny sasany eee :roll:
19. ravatorano ( 23/03/2006 04:56)
nenah ataoko izy sady tsy afeniko ohatran ny an ny zandriko sasany ireo hihihihihihihi
20. fasaly ( 23/03/2006 05:40)
:roll::roll::roll: tsy azo zay tianao lazaina ra zoky vatorano
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1772