Raha te-hahita ny mahafinaritra sy mampihomehy!
1. jentilisa
(
16/03/2006 07:48)
Maro ny nampihomehy fa sao adino.Nojereko ny maro tamin'ny gazety fa tahaka ny tsy ampy loatra ny fitantarana ny nahafinaritra rehetra tamin'ity andro iray teto Madagasikara ity. Asa noho izy ireo nandray anjara angaha ka tsy niasa loatra ny penina.
Raha te-hahita izany fitantarana izany ianao dia jereo:
http://jentilisa.blogspot.com
Dia vakio ilay mitondra ny lohateny hoe ilay andro zary lasa fety. fenofeno ny filazana ao, dia mety hihomehy koa ianao.

novalian'i ari.malala ny 16/03/2006 12:23
2. diamondra27
(
16/03/2006 08:44)
tontolompisainan'ny jentilisa jentilisa ve io sa i ps jentilisa e! tsy azoko loatra le izy.:wink: