Mpiangaly R&B sy Saola

1. xxx ( 14/03/2006 07:03)
Ny amerikana aloha hatramin'izao no mpiangaly fatratra an'izy ity.
efa manomboka tsikelikely ny boay kely gasy toa an'i Marion ohatra de nedala hita ihany fa efa misongadina, ny tena olana kely hoy izy de ilay fomba fanononana ny teny malagasy ao antiny izay mila trandrahana tsara mba hifanaraka @ gadona, ny teny anglisy mantsy no tena hita fa mety tsara, ny japoné koa efa misy manao.
koa alao hery ary ny fanohanatsika ny gasy kely misondrotra eh,hahavita be ireo fa de zay zany eh.
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 06:46
2. Fiffi ( 14/03/2006 07:14)
koa alao hery ary ny fanohanatsika ny gasy kely misondrotra eh
fa nahoana no hatao foana hoe " gasy kely " ?:roll:
3. babe ( 14/03/2006 07:24)
marina zany fiffi ah, reveko le hevitrao. ok eh, ekeko.
fa ahoana aloha ny fahitan'ialahy ny R&B ntsika eh
4. xxx ( 14/03/2006 07:32)
Fa iza avy moa ny gasy manaraka an'io gadona io ?
5. Fiffi ( 14/03/2006 09:00)
tena hataoko hoe =D=D=D ny ahy kosa aloha an ! raha vao mahavita zavatra ny gasy dia mahafaly ahy tokoa eh! ary enganie ka hitohy izany. :)
6. rog ( 14/03/2006 09:24)
marina izany zalahy a , ny hitako mahay azy io aloha dia ny Amerikanina ihany satria efa ele ihany no nihainoako azy ireny, na eo aza izany i Marion dia isan' ny deraiko manokana eo @ ezaka izay ataony satria tena ao @ lery le zavatra ary mahafinaritra ny toy ireny de mahereza e :lol:
7. Fiffi ( 14/03/2006 09:29)
ny amerikanina aloha mahay an! fa ny gasy koa an!:)
8. ambivotra ( 16/03/2006 14:26)
tena mahafaly tokoa raha ny vita gasy no tahak'izao, maromaro ny toa azy ireo eh dia mba ami'ny lafiny rehetra eh !
9. bilakarenjy ( 17/03/2006 14:33)
dia asaivo trandrahan'ny Marion tsara ny tena fototra amin'ilay RnB satria miova loko izy io izao fa tsy ilay tena fototra akory fa raha ny fototra dia hoe :RYTHM AND BLEUES .
10. Fiffi ( 18/03/2006 06:46)
zany ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1659