Toro-hevitra

1. Fiffi ( 11/03/2006 14:58)
tsy aiko aloha raha eto no tokony hasiako an'ity fa dia io fa dia miadry anareo zany aho raha mila toro-hevitra mikasika @ ireto manaraka ireto ianareo , zavatra fampihasaiko avokoa izany ary nahitako vokan-tsoa , dia izao izany:
-ny lavenona
-ny ravina lahisoa
-ny vinaingitra
-ny hodim-boankazo sy ny légumes
-ny orties
-ny savony
-ny ovy
Moa raha misy hadinoko dia lzaiko eto hiany.:)
novalian'i titis ny 20/10/2006 19:30
2. diamondra27 ( 13/03/2006 17:36)
fiffi: lavenona= anasàna vilany sa misy azo ampiasàna azy hafa
3. Fiffi ( 13/03/2006 19:26)
diamondra: ny lavenona dia fanasana vilany tokoa , fa azo hanadihovana ny fitaratry ny cheminée mba tsy hampiasana ireny produit mahatonga allergie ireny , ary koa afafy anaty zaridaina io mba tsy ahaisy "acidité" ny faritra hambolena poireaux ohatra @ zay dia tsy hisy bibikely mihinana an'ireo.
4. Falzar ( 13/04/2006 10:10)
Fiffi a!, mba tiko ho fantatra daoly akia ny momba an'reo rehetra ireo ka mba omeo sopapa fa tena mbola nule e! Hony an.
MIrary soa de misôtra mialoha e!
5. titis ( 20/10/2006 19:30)
ny vinaigitra manala hidihidy raha tsy diso aho
ny hodim-boankazo sy ny legumes be vitamine fa asa izay fanampinireo no tsy haiko tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2288