i MAX RATSIMANDISA ve mbola any !!!!

1. lemenakely ( 09/03/2006 09:39)
hono ho aho i MAX RATSIMANDISA ve mbola any ilay mpanao gazety mampihomehy iny ?le manao hoe:
Miarahaba anaooo presidant ,manao ahoana aloha e !!!ahoana ity resaka banque modiale ity...aiza ny voandalana!!!ha hah ha :-D:-D
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 05:22
2. era ( 09/03/2006 10:24)
tsy fantatro fa dia tena nampihomehy tokoa rangahy iny, tsy tadidiny indraindray izay hanontaniany.:lol:
Ankoatra izay jereo ny hafatra ho an'i lemenakely sao misy mahasoa dia valio azfd.
3. jentilisa ( 09/03/2006 14:06)
ieuuuuh! mbola any izy fa tsy afa-miteny intsony rehefa misy ny valan-dresaka!
4. lemenakely ( 09/03/2006 14:48)
tsy avela miteny mihintsy izy sa efa antitra loatra!!!
5. sahonfra ( 09/03/2006 16:41)
Amiko i Max dia an'isan'ireo mpanao gazety nahavita be teo amin'ny sehatrin'ny vaovao.Raha efa antitra izy mbola ho eo daholo isika koa hialako tsiny rah miteny aho hoe: Tsy aleo ve mba hasiana respect ihany ny olona .
6. jentilisa ( 10/03/2006 06:20)
samy manana ny fomba fitsarany ny olona tokoa!
7. Fiffi ( 10/03/2006 09:50)
tsy avela miteny mihintsy izy sa efa antitra loatra!!! :roll::roll:
8. Fiffi ( 11/03/2006 05:22)
mbola any izy fa tsy afa-miteny intsony rehefa misy ny valan-dresaka! fa ahoana kay zany ry jentilisa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174