week end(suite)

1. xxx ( 07/03/2006 18:48)
naka torohevitra teto za t@ alohany andeha week end ka t@ week end teo ilay izy no nitranga , @ ankampobeny alohany d nahafinaritra ilay izy e!, sady tsy netiny tany @ hotel za fa tany antrano , d nahafantarako ny fiainany misy2 kokoa, fa zao fotsiny we tsy fantako we ny lhl v reto d mahay manao mody2 tia , fa raha ny zavatra nihainako t@ io aloha nahafinaritra fa aleo somary mailo ihan,y , satria tsy nisy demande en mariage, ary tsy nisy fanomezam-bola , fa tsy we akory we interressé za, fa io olona io manana nefa raha vao resaka cadeau d tsy hita mihintsy fa sakafo sy revy ihany ,izy aloha attentionné mihintsy t@ io fin d semaine io , satria zahay tsy mifankahita raha tsy isaky 2mois , fa za miandry ny fiarahanay lasa lavitra , ka inona ny hevitra mba tianareo aroso ahy ? za aloha vehivavy e!
novalian'i xxx ny 09/03/2006 17:05
2. diamondra27 ( 07/03/2006 18:55)
[img]http://gs.smiliz.free.fr/03/GS_c2af4f469e4ff402a48bb583d6ceb997.png

fa raiso aloha ny bouquet de fleurs-ko refa tsy nahazo njy e!
3. diamondra27 ( 07/03/2006 18:56)
4. Veloo ( 07/03/2006 21:12)
dia bonne chance retsy a:wink:
5. eh ( 08/03/2006 05:32)
tsy aleo v maka saina tsara aloha fa aza d mampiseo fahamaikana loatra fa sao izay no hanimba zavatra ê! araho @ onjany aloha...
6. andry44 ( 08/03/2006 08:32)
Mba tantarao misy² moa fa tena mba liana t@lay aventuire-nao anie zahay e!
7. naritsimba ( 08/03/2006 08:47)
lol(l)
8. lapino ( 08/03/2006 10:10)
xxx:
fa aleo somary mailo ihan,y , satria tsy nisy demande en mariage, ary tsy nisy fanomezam-bola , fa tsy we akory we interressé za, fa io olona io manana nefa raha vao resaka cadeau d tsy hita mihintsy fa sakafo sy revy ihany

Za ndrai² lasa saina hoe ahoana ihany àry no hatao an'itony vehivavy itony e?! Fa ilay demande en mariage kosa aloha setrasetra be kle! Ilay resaka cadeau indray stupide ihany.
9. mamzelkely ( 08/03/2006 13:21)
lapino< qd même stupide aôna kosa aza ee mba mark kosa iny sady mba fahatsiarovana surtout ra ts nagataka enao fa nahazo eee ouuuuuu ra za angamba ny sipan lapino de tena mi- [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/pleure/vignette/thumbnails/pleure_gif.gif[/IMG] isan'andro ee marina ee:°)
10. pissoa ( 09/03/2006 04:38)
xxx:
fa raha ny zavatra nihainako t@ io aloha nahafinaritra fa aleo somary mailo ihan,y , satria tsy nisy demande en mariage, ary tsy nisy fanomezam-bola , fa tsy we akory we interressé za, fa io olona io manana nefa raha vao resaka cadeau d tsy hita mihintsy fa sakafo sy revy ihany
Tsy mety ho afa-po ra-olombelona ... Rehefa mamaky an'io zah dia toy ny eritreretiko hoe hatoky azy ianao rehefa azonao entina amin'ny sangany izy. Ny tiako ho lazaina dia ianao (mety) nanantena fanomezana, saingy tsy nisy, dia aleonao mailo. Dia (mety) niandry demande en mariage, saingy tsy nisy, dia aleonao mailo :roll::roll:

Ngôde tsy izay no tokony ho izy.

Fahatsapan'i pissoa fotsiny io fa tsy voatery ho marina an :-*:-*
11. diamondra27 ( 09/03/2006 10:58)
xxx: ary njy nge ry xxx tsy niteny tary @ le size week-end oe: miandry demande en mariage njy e!

sortie week-end 'zany akia zavatra hafa mitsy fa ny andry tena nitetika avo be.
Voatery miaritra fotsiny njy 'zao, sy be tebiteby

Tsy manindrona zà fa mba milaza ny marina an!
Aza de maimaika loatra fa ny lhl mande moramora nge @ io resaka io e!

ny vhv refa tia de oe mariazy, ny lhl kosa refa oe mariazy de midika zavatra hafa tsy tadidiko
12. xxx ( 09/03/2006 17:05)
non,tsy we niandry azy anao demande za fa pozin-javatra tahaka izany , izy aloha nahafinaritra ahy ny tany, fa hotrany we tsy nisy fiovana b ny fiainanay fa somary niakatra kely fotsiny avt hoatra 4/10d zao mba 5/10, nefa ny tiako we tonga d miroborobo b ny fiaranay, taloha zahay miantso indray2 zao mbola zay ihany !, mety diso angamba za manantena anizany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.211