sarotra fantarina

1. xxx ( 07/03/2006 12:37)
Miankina @ tsirairay ihany fa mahaiza mananakina ny fiainana @ Atra.Ny fitiavana tsy kilalao mihintsy fa rehefa mba mitia dia ataovy @ fo fa tandremo fotsiny sao araraotin'ny hafa.Bonne chance à tous
novalian'i njrtinah ny 06/12/2006 19:46
2. mamzelkely ( 07/03/2006 12:49)
3. mandrindra ( 07/03/2006 12:55)
tsy ok :D
4. ainaheri ( 07/03/2006 13:06)
mandrindra:roll::?:
5. mandrindra ( 07/03/2006 13:17)
inn no maha lasa saina an'i ainaheri?
za tsy dakoro amin'io xxx satria amiko ny fitiavana dia lalao, ary tsy izany andrimanitra izany no anankinako ny fiainako fa izaho ihany.
6. pissoa ( 07/03/2006 13:59)
mandrindra an, izy angaha niteny hoe ny fitiavana tsy lalao? Ny fitiavana tsy kilalao hoy izy :roll::roll:

dia mbola mandrindra ihany> tsy OK :D
7. mandrindra ( 07/03/2006 14:12)
pissoa:roll::?:
8. xxx ( 07/03/2006 14:55)
mamely ny fanontaniako ary @ le kilalao nga xxx zany:-@
9. pissoa ( 07/03/2006 15:08)
xxx> Mamely ve izy sa mamaly? Izaho mahita hoe mamaly fotsiny klou e :roll::roll::roll:

mandrindra, k'hita kou :-D:-D:-D
10. Veloo ( 07/03/2006 17:34)
ok tsy
11. Lalah ( 08/03/2006 02:55)
Sao mba voadona tany hoany ary toi ity, le fitiavana anie ry xxx , matoa ianao hampirafesin ny olona, ra le vady be ianao, de mba te hanandrana ny hafa izy fa ianao efa tsy hariany intsony fa aza manahy, fa raha ilay bonus kely ianao dia mieritrereta fa hataony kilalao fotsiny.:cry::cry::cry::cry::cry:
12. mandrindra ( 08/03/2006 08:47)
pissoa, k'hita kou ahoana indray ary? za mbô nanao copier-coller an'le teo ambone koa anie e
13. pissoa ( 09/03/2006 14:54)
:-D:-D:-D
14. njrtinah ( 06/12/2006 19:46)
Tena ok mintsy ry xxx an! Mafinaritra ny fiainana ra toa anao ny ol rehetra. Anampiko azy fotsiny de hoe " ny fitiavana ko de avy @ A/tra." Ary saro-patarina sy tadiavina ko ny tena fitiavana. Farany ; mitondra @ lalana saro-patarina A/tra.
O¨K!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842