AJAX

1. aristar ( 06/03/2006 17:14)
Ho an'ireo izay te-hianatra ny AJAX dia ity misy solution haingana hianaran'aza sady gratuit (Community Edition) raha tsy commercial na institutionnel ilay site hamboarin'aminy.
http://www.backbase.com/
http://www.backbase.com/

Afaka hanamboarana site ahatran'i
http://www.google.com/ig

http://www.google.com/ig
Misy modèles isan-karazany amin'ilay izy. Jerevo ny Demos ao amin'ilay site ary afaka hapetraka any @ ISP. Raha misy olana @ installation sy cnfig dia jerevo ny forum
novalian'i aristar ny 08/03/2006 16:59
2. ds ( 07/03/2006 10:49)
Misaotra betsaka !
3. lapino ( 07/03/2006 11:23)
Mersii e! :)
4. hery ( 08/03/2006 07:20)
Ny netvibes ( http://netvibes.com ) no hitako mbola tsara lavitra noho ny Google homepage. Marina fa voafetra ho amin'ny alalan'ny XML tsotra ihany ny fampidirana modules personalisés ao amin'ny netvibes.com kanefa hitako hoe ny modules rehetra atolotry ry zareo dia efa mahafapo.
Tamin'ny nanokafan'ny Google ny Google homepage dia mba nanokatra aho fa hitako hoe mbola ataon'ny google ambaninjavatra ilay izy.

Andramo ihany ny netvibes.com raha tena mitady ny tanjaky ny AJAX
5. aristar ( 08/03/2006 16:59)
Hitako tsara no Google ny netvibes fa ny Backbase zavatra hafa satria ny site hamboarinao no @ AJAX. Ny site iray manontolo dia XML rano iray dia ao amin'ilay AJAX engine (Javascript) no misy parser XML ary ilay version development dia hitako tena tsara fa manindry ESC fotsiny dia misy manu Tools sy Help hahafaina manao I/O Inspector sy Runtime Tracer sns. Ilay version Development hatao ao @ serveur local hanaovana ny development dia any @ ISP no hasiana ny version Production. Ny tena hitiavako an'ilay Backbase dia ilay @ XML ranoray dia tsy hafaka manao kitoatoa fa strict be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2255