NY LEHILAHY SY NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA
1. ravakamalala
(
02/03/2006 11:55)
Rehefa nandinika aho dia mahita fa amin ny ankapobeny ny lhl dia matahotra mandray andraikitra. Hany ka tsy sahy manapa-kevitra, tsy sahy misafidy fa miandry fotsiny eny, na manara-drenirano. Ny vehivavy foana no tena mandray ny fanapahan kevitra fa ny lhl dia t.. entin driaka eny.
Avy eo raha sanatria tsy mahomby ny zavatra natao dia mora aminy ny miteny hoe ianao no te hanao an io!
nefa ny tena fototry ny olana dia ny lehilahy dia rain ny tetaka! (soa ihany fa tsy izy rehetra fa ny ankamaroany):cry:

novalian'i Ragadona ny 07/05/2006 05:57
2. lapino
(
02/03/2006 12:02)
ravakamalala:
Avy eo raha sanatria tsy mahomby ny zavatra natao dia mora aminy ny miteny hoe ianao no te hanao an io!
Izay ilay hoe "Aza sosotra aminy" http://lapino.co.nr/dotclear/index.php?2005/11/24/13-ny-vadinareo :D
3. Ragadona
(
02/03/2006 12:39)
Tokony ho ekena le fahasamihafana fa tsy faly ny hifampitsara fotsiny, indrindra raha olana manokana ... Matetika somary tara kely ny fanapaha kevitry ny lhl satria matahotra échec izy ka miezaka maka ambony maka ambany na dia somary mahasosotra aza izany ndraindray. Ny vhv ndray dia matetika le fanapahan kevitra eo no eo no tena irotorotoany fa tsy mampaninona azy loatra zay vokany any fa any ndray mahita zay hatao ... ka refa tsy mety manapa kevitra araka ny lojikany ny lhl dia heveriny fa mihalangalana nefa ny approche matetika no tsy mitovy. Matetika sarotsarotra ny manazava zavatra amin ny vhv refa misy zavatra iray masaka ao an tsainy, dia aleon le lhl manaraka azy moramora eny alo mandrapahatonga eo amin ny vokatry ny fanapahan kevitra. Eo matetika no andrasan ny lhl hanazavana ny tsy mampety ny fanapahan kvtra tsy voalanjalanja, ra ohatra moa nahomby de deraina. Ndraindray somary tafahoatra ny vavan ny lhl eo na miharo hatezerana ka mivadika ho fandatsana ....
4. ravakamalala
(
02/03/2006 12:52)
Samy hafa tokoa ny lhl sy ny vhv, soa ihany (mbola averiko ihany) satria natao hifameno izy ireo!
hoy ragadona hoe "maka ambony, maka ambany" mieritreritra izy izany, dia io fotoana fieritreretana io ohatran ny tsy manam-petra mihitsy. ary raha ny fijeriko manokana aza (raha diso aho dia ahitsio) dia fialana bala fotsiny ihany io mieritreritra io fa eo indrindra ilay hoe tsy sahy fa manaraka onja eny fotsiny. satria amin ny ankamaroan ny zava mitranga, raha miravona ilay olana, dia tsy noho ny vaha olana naroson ilay lhl mihitsy fa na, naravon n' ny fotoana ho azy teny, na naravon ny vhv, na koa tsy niravona fa nivadika olana hafa indray.
Ka taiza ho aiza teo ilay lhl no naka andraikitra? tmin ny fieritreretana? :roll:
marina io! fa omeko am manaraka ilay kiana kely,

ka refa tsy mety manapa kevitra araka ny lojikany ny lhl dia heveriny fa mihalangalana nefa ny approche matetika no tsy mitovy. Matetika sarotsarotra ny manazava zavatra amin ny vhv refa misy zavatra iray masaka ao an tsainy, dia aleon le lhl manaraka azy moramora eny alo
marina io! fa omeko am manaraka ilay kiana kely,
5. Fiffi
(
02/03/2006 15:03)
sao dia ny tiany kosa ary ny hoe tsy aleo maka ny hevitrin'ny vehivavy alohan'ny hanapahan-javatra ? hevitr'olondroa hono tsara no ny iray koh!
6. fijo
(
02/03/2006 21:13)
nareo vehivavy anie manahirana e,avela mandray andraikitra ianareo,mimenomenona fa tsy manao ny LHL,
manao zavatra ny lehilahy ,lazainareo fa manilika anreo.tsy hay izay tena tianareo atao.
nareo nefa le entim po fotsiny no betsaka fa le fandinihana tsy lasa lavitra mihintsy

7. patrick2002
(
03/03/2006 04:13)
:(:(gaga @ izany indray izaho koh tsy mifanohitra ve no marina kokoa,:-$ tena misy raha latera koh.Raha ny iainako aloha dia ny mifanohitra @ teniny ravaka mihintsy,fa izaho indray no nahazo tsiny hoe,manao tsinotsinona vehivavy,manambany sns.
8. ravakamalala
(
03/03/2006 09:35)
ragadona > ny lojika ve tsy iray ihany? tsy misy hoe lojika zany amiko fa tsy lojika ho anao. fa na lojika na tsia.
manaiky mits a hoe be vava ny vhv ary mazan doha fa hitako anefa fa refa mi arranger an ilay lhl izay dia mialokaloka ao ambadika izay fotsiny izy. zarako aza maratra e!:°)
patrick2002> mifanohitra ahoana? hoe ny vhv ve no tsy mandray andraikitra fa ianao foana no manapa kevitra?

9. Veloo
(
03/03/2006 17:25)
oy i ravaka oe:
za dia tsy mba tia lela otran'izany kle.. Izy no tokony lohan'ny fianakaviana :°)
Rehefa nandinika aho dia mahita fa amin ny ankapobeny ny lhl dia matahotra mandray andraikitra. Hany ka tsy sahy manapa-kevitra, tsy sahy misafidy fa miandry fotsiny eny, na manara-drenirano. Ny vehivavy foana no tena mandray ny fanapahan kevitra fa ny lhl dia t.. entin driaka eny.
za dia tsy mba tia lela otran'izany kle.. Izy no tokony lohan'ny fianakaviana :°)
10. lapino
(
03/03/2006 22:20)
:D:D:D
Ary raha zao indray àry e:
Ny vehivavy manko dia miaina sy misaina ary manapa-kevitra arakaraka ny évenements. Rehefa misy zavatra mitranga eo dia ozizy hoe ahoana no atao manoloana an'io. Dia izay zavatra mitranga eo foana ho an'ny vehivavy no mamaritra ny lalana halehany. Ny lehilahy anefa tsy voatery mikorapaka amin'ny zava-mitranga eo (izay iny foana no hita miharihary indrindra). Dia amin'izay angamba no ilazan'ny vehivavy hoe tsy mandray andraikitra ny lehilahy, satria tsy mitovy hevitra/réaction aminy manoloana ny zava-mitranga.
Ny lehilahy indray manana fomba fijery ankapobeny kokoa, ka ilay antsipirian-javatra mavesa-danja ho an'ny vehivavy dia maivan-danja kokoa ho azy. Zavatra hafa no manan-danja kokoa aminy. Ary misy zavatra sasany ohatra an'izany, na hazavaina tahaka ny inona amin'ny vehivavy aza dia tsy ho azony mihitsy, na tsy hoekeny noho ny lojika efa misy ao an-tsainy.
Noho izany dia avela hanao izay heveriny fa mety ny vehivavy, fa tandremana fotsiny izy tsy hanao "dérive".
Za mieritreritra hoe ohatra ny vehivavy manao ohatra an'io amin'ny lehilahy ihany angamba ny olombelona manao an'Andriamanitra hoe fa maninona no mbola misy foana ny matin'ny hanoanana, ny aretina, ny herisetran'ny sasany, sns ... fa maninona Andriamanitra no tsy mandray andraikitra?!
ps: samy misy exception daholo na ny lehilahy na ny vehivavy amin'izay rehetra izay. :)

14. ralaisa
(
05/03/2006 14:16)
Ny bandy gasy
lehilahy vasy
tsy misy ataony afa tsy ny mirevy
rafotsy tena maty levilevy
jereo nge ty firenena
tena mahonena
feno 4ams etsy sy eroa
ny rainy mantsy mitsoaka adidy koa
mampirafy,migoka,miloka
feno ankamona sady sodoka
reto lhl mameno tanàna
sady tena mihanahana
ny fandrosoany firenena
dia miainga avy ao an-tokatranonao ry vena
hovay ny famindra manaova ny marina
raha mba te hiarina

16. Veloo
(
05/03/2006 21:20)
lapino a:-D:-D:-D za sy dadabe nga miaraka ... betsaka ao ny bebe retsy a:-D:-D:-D
17. naughtyboy
(
06/05/2006 18:52)
aza de marary fo @ zany re ry vhv hajaina isany ,de ho adino sahady ko ve lehilahy maty ho any tanindrazany mba hiarovany sy ny ankohonany,mandray reo andraikitra tsy vitany vhv sy ny kilonga mba azahoana fahaleovantena ary aza adino fa misy ko ny vhv tsy afaka @ mahafeno ny andraikitra @ maha vhv azy nefa ny lhl ihany no mitondra
vahaolana,.arakarakiny oul 1 ihany io fa sika rehetra nge samy tsy feno mifampila daolo ary ny fanomezantsiny moa tsy mahagaga fa ho any karazan\'olona malemy tsy mavahaolana...andraikitra samy zaraina ary tsy azo avadika ho lhl mintsy le vhv tapitra..

18. Ragadona
(
07/05/2006 05:57)
Sady efa mba mitady ny fitovian jo koa ange ny vhv e ka tsy le fiainan ny vhv tamin ny 19e s hoe andraisana andraikitra lava no ilaina amin izao fa mba vhv mandray andraikitra ihany koa, mandray an tanana ny fiainana satria ny zo mitaky adidy.