fitiavana

1. lali ( 02/03/2006 09:43)
tiako ny olon-tiako fa tsy hainy ny mampiseho fiavanati amiko izy koa anefa tsapako fa tia ahy za ko miankina be aminy ny fitiavako nohon' ny tsy fahampin-dray teo amiko kamboty ray mbola kely manko za zao anefa izy milaza fa hanao raharaha mety mba hanoome fitiavana be ahy ve izi amin'izay tsara fanahy nefa izy sady diso mianta loatra amiko ko
2. colar ( 02/03/2006 10:22)
ka ra hiroso hanao raharaha ve izy,zany ange no tena fitiavana e,fa enao no milaza zay tinao atao aminao we inn le fitiavana tinao aseho aminao,ampianaro izy fa tsy mahamenatra zany e,na teneno ana de teneniko azy we ataovy an zao lty ny sipa fa manjary tsy reveny a,de mirary soa lay daty malaza e
3. andry08 ( 13/03/2006 17:28)
Ny fitiavan'olon-tiana anie ka hafa noho ny fitiavan'-dry e! Aza hafangaro fa tsy hitovy mihintsy io. Ny hoe hanome fitiavana be anao ve izy dia ianao no afaka ny handanjalanja ny @ io.
4. Veloo ( 15/03/2006 02:41)
mila miresaka nareo momban'ny fitiavana...raha tsyizany io tsy ande mihitsy:wink:
5. Roch ( 06/05/2006 06:12)
Slt, ny tena fitiavana de mandeha ôtômatika, ary ny tena mahagaga de mapanaonao foana aza izy io @ ankapobeny mba hilazana indrindra indrindra fa tena tia. Lehilahy aho no miresaka @ao, fa izany raharaha zany de endrika ivelany fotsiny, afaka manao raharaha, par raison ny olona ohatra, tsy milaza izany fa tena tia le olona, ny tena ao anaty anie ni tena ZAVA-DEHIBE e. Ny miresaka ve? tsy de dakôro lôtra aho, satria rehefa mitia ny olona iray na iza izy naizy de manjary attentionné hoazy, ny mahavoa anareo vehivavy tony mantsy toka-po loatra ka sarotra havily, tsy miteny aho hoe mivilia, fa ianao tampon'ny fitiavana ny masonao de mitady fomba handehanany fôna.
Mitovy ny olona rehetra rehefa tena tia olona iray, ary samy mahararirary @io daholo. Ka mitandrema ianao fa raha vô tafiditra @ fanambadina de veloma lava, tsy ho toa anao @ izao fotoana izao intsony ianao, ary izy, @izao aza izy tsssss, maika fa de ho à la disposition-ny ianao. Fa raha hanananao confience izy de anao irery zay.
6. tsimatimanota ( 26/05/2006 09:18)
Izay tia adala :
Izany hoe tsy mijery ny tenanao intsony ianao, fa mifameno; azo kianina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.205