Misy afaka mba manazava ve?

1. lapino ( 01/03/2006 00:52)
ao @ baiboly:
Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao* dia tao aminao, tamin'ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.[Na: vehivavy]
http://baiboly.org/toko.asp?boky=EZEKIELA&toko=28&andininy=13

Ny vehivavy ve izany no fampanenoana ny ampongatapaka sy ny sodina? Dia ataony ahoana mampaneno azy?
novalian'i little ny 07/04/2006 10:18
2. lapino ( 01/03/2006 00:55)
Azafady fa nifandipatra kely le teo, fa averiko:
ao @ baiboly:
Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao* dia tao aminao, tamin'ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.(Na: vehivavy)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=EZEKIELA&toko=28&andininy=13

Ny vehivavy ve izany no fampanenoana ny ampongatapaka sy ny sodina? Dia ataony ahoana mampaneno azy?
3. Fiffi ( 01/03/2006 07:21)
tsy mahay
4. ravakamalala ( 02/03/2006 12:12)
mampaneno sodina? tsofina!
tsofina = asiana rivotra.
asiana rivotra = paompiana.

noho izany mampaneno sodina = paompiana
raha sodina = vhv dia ....
...tohizo!!!!
CQFD
5. lapino ( 02/03/2006 13:03)
ravakamalala :wink:=D=D=D
Ary ilay ampongatapaka?

Za ndray nieritreritra hoe:
>>> mampaneno sodina? tsofina!
Atao amin'ny vava ny lohany, dia tazonina amin'ny tanana ny vatany ... :-w:-w
6. ravakamalala ( 03/03/2006 14:55)
mety ihany koa io eritreritrao io ka fa ny olana kely am zay fotsiny dia mety tsy haneno ilay izy, nefa io no tanjona.

Inn dikan ny ampongatapaka?:oops::oops:menatsa fa tsa mahay teny gasy
7. lapino ( 03/03/2006 22:50)
Avy aiza anefa moa ilay feo no mivoaka? :wink:
Ary mety ho danzz be ihany izany ireny sipa mpanakanto ireny kle! :)

Ilay ampongatapaka indray, tsy zavatra ohatra an'izao ve izany?
http://img458.imageshack.us/img458/5805/ampongatapaka9ba.jpg
8. Fiffi ( 04/03/2006 09:28)
toa io mihintsy ka!
9. little ( 07/04/2006 10:18)
ravakamalala:

mampaneno sodina? tsofina!
tsofina = asiana rivotra.
asiana rivotra = paompiana.

noho izany mampaneno sodina = paompiana
raha sodina = vhv dia ....
...tohizo!!!!
CQFD



Kay kosa e, midina ambany be zany mitsoka sodina zany kle! de avy aiza ny feo no mivoka zany!:?: hay enao kosa e! monotono be zany le hira raha izany le aza.
ary le aponga ndray? au contraire aza zany kia! le aponga no mandona fa le sodina no mitsoka avy aty ambony. Ary ndry efa zatra tsofina an!!!=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5856