tokony handray anjara bebe kokoa ny tanora
5. ainga
(
24/02/2006 16:50)
i veloo ve sinoa maintsy sa avy nanao vôkansy no bronzé(e) tahaka io?:°):°):°):°):°):°):°):°):°):°):-P:-P:-P:-P:-P:-P:-P
6. fasaly
(
24/02/2006 17:55)
fiffi : aza mitolagaga fa handao handray anjara fa tanora e! zay tsy mahatsiaro tanora de tsy mandray:°):-w
9. Rainimaharavo
(
24/02/2006 20:38)
Efa ela aho no nilaza fa IANAREO TANORA (25-45 taona) no afaka hitondra an'ity Firenena ity. Ivereno vakiana ireny resako teo aloha ireny. Ny Goaika antitra efa tokony hitantara amam-boky izay nataony hatramin'izay. Ny tantara no aoka hitsara izay asa vitany hatramin'izay.
TANORA mbola tsy nandia izany politika, politika izany no kendreo fa sao indray mitetateta amin'izay efa "zanaky ny mpanata-bahoaka" no hakarina.
TANORA mbola tsy nandia izany politika, politika izany no kendreo fa sao indray mitetateta amin'izay efa "zanaky ny mpanata-bahoaka" no hakarina.
10. Fiffi
(
24/02/2006 20:43)
hoy fasaly:
fiffi : aza mitolagaga fa handao handray anjara fa tanora e! zay tsy mahatsiaro tanora de tsy mandrayka tsy izany ange no nahatonga ahy hanao an'io eh! fa gaga be aho mamaky ilay hevitra dia hoy izy fotsiny hoe "ten" :-D:-D:-D
11. LazaRandri
(
24/02/2006 23:37)
ra mbola resaka fifankahalana ny atao oe politika d aleoko mandray anjara am fijerena sy fimehezana ary fitsikina. 8)hahaha:)
13. LazaRandri
(
25/02/2006 00:49)
vrai zany ra-joh a! tsisy fifankatiavana mitsy ao fa samy mifampitarika hirefarefa am tany doly d mifamingana. hahaha!
