Vahinala

1. Fiffi ( 23/02/2006 10:26)
Vahinala aaaaaaaa !!! :(:(:(:(
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 17:06
2. rurik ( 23/02/2006 11:06)
Fiffi fa ahana aky malahelo angaha :?::?:
vahinala aky tsy dia mandalo firy tahakan'ny taloha tsony an sarina angamba kala.
3. ari.malala ( 23/02/2006 11:23)
Ka t@ izy nanao veloma anie d efa niteny hoe ts d afaka miditra matetika tosny e :) manaelo anazy nga Fiffi? Zay ky mbola eto aaaaa :-*:-*
4. rurik ( 23/02/2006 11:42)
na izy ary anie zao mba te hiditra matetika tahakan'ny taloha fa mbola mandamina ny fahatongavana angamba aky ry Fiffi an mbola ho avy izy fa mahandrasa kely an :-*:-*:-*
5. dadabe ( 23/02/2006 13:04)
mbola manao rattrapage miaraka amin'i lery izy e:°):°)
6. Fiffi ( 23/02/2006 13:33)
eny akia ry ari.malala an! fantatro fa eto daholo ny namana sy ny ekipa solida rehetra ka! fa mba noheveriko hoe mba handalondalo aza izy na dia izany aza ko
rurik , ari.malala , dadabe :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
7. naritsimba ( 23/02/2006 14:07)
Ny avy any ampita ange vitsy no sahy mifanatri tava refa tonga aty dago eh!
Aza gaga fa efa mahazatra io.
Zà ve raha tonga any zao firy @ reo Mpitsaty sy mpanoratra ato @ Furum no sahy hifankahita amiko? zà refa tonga any hitsangatsangana no alehako fa tsy hiantrano any @ namana akory.
8. rurik ( 23/02/2006 14:25)
naritsimba:

tsy mandray vialana ve ianao zany ry naritsimba?
angaha moa hifankahitta no antony iatsoan'i Fiffi an i vahinala fa tsy hiresaka eto??:roll::roll:
9. vale ( 23/02/2006 15:42)
naritsimba:

Ny avy any ampita ange vitsy no sahy mifanatri tava refa tonga aty dago eh!
Aza gaga fa efa mahazatra io.
Zà ve raha tonga any zao firy @ reo Mpitsaty sy mpanoratra ato @ Furum no sahy hifankahita amiko? zà refa tonga any hitsangatsangana no alehako fa tsy hiantrano any @ namana akory.

:evil:iza no lazainao fa manao an'zany? mdrrrrr, sady tsy vahinala mihintsy no hanao an'zany! ko na misy miantrano @ namana aza inn no blèm n'i toi am'zany alou e? zay ko refa mankany dago hitsangatsangana fa tsy hiantrano @ namana!:evil::evil::evil:
10. Fiffi ( 23/02/2006 16:14)
hehehehehe !! aoka hikalma nyresaka eh! mba nanantena aho hoe lasa i Vahinala fa mba mandalondalo eto @ dinika mba manome vao2 antsika :(eh! :(:(:(
11. Veloo ( 23/02/2006 16:30)
naritsimba za tsy manaiky ny teninao...:roll:
12. Fiffi ( 23/02/2006 17:28)
hoy naritsimba:
Zà ve raha tonga any zao firy @ reo Mpitsaty sy mpanoratra ato @ Furum no sahy hifankahita amiko?

fa angaha hono ianao mampatahotra no tsy sahy hifankahita aminao ? =))=))=))=))=))=))
13. Fiffi ( 23/02/2006 17:30)
Veloo: eny hoy aho akia an! :roll::roll::roll:
14. vale ( 23/02/2006 17:30)
fiffi à: mety mbola sahirana ny fahatongavana akia izy izay à!:wink:
15. Fiffi ( 23/02/2006 17:35)
vale: ie! mety zay tokoa aloha eh! :-*:-*:-* ndriko
16. fijo ( 24/02/2006 04:26)
fiffi an,vahinala anie efa nilaza fa rehefa tonga any izy,dia tsy hiditra firy ato,fa hanan be hno izy sy lery e.roa taona kosa ve izy mangana taty foana ko;aleo izy hilamina aloha e
17. Fiffi ( 24/02/2006 05:47)
fa hanan be hno izy sy lery e

O ry fijo a! fa nga izay fotsiny hono no nodiany any? :-D:-D:-D:-D
18. vale ( 24/02/2006 08:44)
:-D:-D:-D ity Fijo ity:-D:-D ho avy eo ihany izy eeeh
19. Fiffi ( 24/02/2006 20:39)
:-D:-D:-D:-D
20. LazaRandri ( 24/02/2006 22:58)
naritsimba:
Zà ve raha tonga any zao firy @ reo Mpitsaty sy mpanoratra ato @ Furum no sahy hifankahita amiko?
au moins misy anakiray alou ny fantatro aty. hahaha

naritsimba:
zà refa tonga any hitsangatsangana no alehako fa tsy hiantrano any @ namana akory.
ka na hiantrano aza mou rangahy maninn refa tsy kaka am-pandrina? hahaha =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4258