Kalon'ny Fahiny :lol:
1. tooki
(
22/02/2006 19:03)
Mbola misy mpanakanto mikolokolo ny kalon'ny fahiny fe eto Parisy eto... sa efa very sy lanin'ny taona?
Raha sendra misy ... lazao aho...
Raha sendra misy ... lazao aho...
novalian'i tooki ny 02/03/2006 19:25
2. Fiffi
(
22/02/2006 19:40)
ny kalon'ny fahiny zany kosa aloha tsy ho very zany mandrakizay eh! sady tsy ho lanin'ny taona izany! Tsy ho hadino koa izany mandrakizay satria raha tsy nisy ny kalon'ny fahiny nga nisy ny vao2 ?
3. booboo
(
22/02/2006 19:41)
Mbola misy dia misy any ary tsy antitra ôtra ny hira ataon-dreo a ! :°)Tsisy haiko na anarana na ny tarika misy an-dreo fa miala tsiny ô
4. Fiffi
(
22/02/2006 21:59)
wadrayyy!! hay tena diso aho , noheveriko hoe tia kalon'ny fahiny ve :(:( fa tsy aiko aloha ary mbola tsy nahita aho fa henoko hoe any Valenton hono toa misy ?
5. reeckee
(
23/02/2006 08:13)
Fahasalamana daholo,
Manararaotra manontany sao mba misy afaka mizara ato @ serasera ny tononkira "Baokilitsy".
Hainteny izy no nasiana feony.
Ka raha misy ihany koa mahay manazava ny tian'io hainteny holazaina sy izay mety ho nanoratra azy (sarotsarotra satria lovantsofina miampitampita izy ireny) na izay nanome ny feony, dia vao maika hanampy be dia be ireo liana sy mpakafy kalon'ny fahiny.
Misaotra mialoha.
P.s. : tsy hitako ao anatin'ny lisitr'ireo tononkira ato amin'ny serasera.org ity hira ity.
Ity ambany ity ny tonony nomen'olona ahy kanefa rehefa henoina dia misy tsy mifanaraka mihitsy. Notsipihako sy natao soramandry ireo andalana tsy mitombina mihitsy.
BAOKILITSY
Hiaing’aiza nareo re Rasaraka
Hamonjy resaka AnkazolavaItalic text
Valiha
Kadaka fotsy
Noventesin’i Baramavo
Ô, ô, ô Lahaly mi rô ianareo ô
Hifanatsafa fa tsara be e
Handre ny antsan’i Baokilitsy
(X2)
Eh aiza nareo LesarenyUnderlined text
Hifanatsafa fa tsara be
Hiainga hamonjy an’Anosibe
Hiodin’hakan-dRabary
Antandrok’omby eItalic text
Dolidolinan’AmpasimbeItalic text
Antandrok’omby eUnderlined text
Hifanatsafa Ranomaholy
Zaman’I Tsaik’e
Nentin’I Baramavo
Iaban’I Koroka
Idolanan’ny Baokilitsy

6. tooki
(
25/02/2006 07:05)
:lol: ié te hihira miaraka amin'ny groupe kalon'ny fahiny aho... raha misy izany!
7. era
(
01/03/2006 21:26)
mahafantatra mpinamana mpanao kalon'ny fahiny io aho eto amin'ny RP , tsy haiko na mila mpihira izy, rehefa manao fampisehoana izy dia lazaiko eto