ts maninona raha namana!
![](https://avatar.serasera.org/67e69f10727f9322c66ac850c8ddd7d7.jpg)
1. miyah
(
20/02/2006 10:59)
ohatran hoe mitady namana foana ny voalaza eto, fa tena marina mints ka! mitady namana, zay afaka hi hamaritanareo hoe namana d manorata ato é! resaha tsika daholo refa azo resahan, tsis fady, afaka mihaona ko
novalian'i texminetsal ny 15/07/2006 18:21
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
2. Herimiafina
(
20/02/2006 17:02)
Salut miyah! Zah naman'ny olombelona rehetra raha mety aminao! :-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/67e69f10727f9322c66ac850c8ddd7d7.jpg)
5. miyah
(
21/02/2006 07:42)
ts votery sipa ka! sady tiko b foan refa namana lehilahi na ko namana vévav ko, de préférence célibataire daholo, am zay mba miaraka mitady é! sady lé manana sipa anie n ysasany manahirana refa mba lé mivok keli iny! sa ahoana hoi nareo, tout le monde peut faire la chasse am zai fotoana! sa ahoaan!!!
![](https://avatar.serasera.org/3340499ae97f6d41c307e25cdc82ce65.jpg)
10. andlina
(
18/04/2006 16:06)
Tsi maninona rehefa namana mahafianaritra sy afaka mifanolo-hevitra @ rehetra dia mety daholo amiko.
Valio aviatrany raha tianao fa vonona hamaly aho ry namako.
Valio aviatrany raha tianao fa vonona hamaly aho ry namako.
![](https://avatar.serasera.org/a7b49b65373b8585327109a212ac4cdf.jpg)
12. mimy
(
06/05/2006 15:57)
kikoo toi!t kem ou m9?bref!on pe etre amis si tu veux!ta kL age di?é c kwa tn vré nm?tabite ou?Xcuz pr tte lé kStion mé jve te conètr av 2comenC tte sorte 2relation(ke ce swa amical ou amour)bref si tu ve d apL moi sur l 0331147082!alé tchao
![](https://avatar.serasera.org/873b760b19ce47fff1c278fee5dda4c9.jpg)
15. Nytoh
(
15/07/2006 14:10)
miyah:
ohatran hoe mitady namana foana ny voalaza eto, fa tena marina mints ka! mitady namana, zay afaka hi hamaritanareo hoe namana d manorata ato é! resaha tsika daholo refa azo resahan, tsis fady, afaka mihaona ko
:):)Za aloha de vonona raha hiaraka hitady zany,fa mba omeo aloha ny adresse e-mail nao de eo mahita izy e!:arrow:
![](https://avatar.serasera.org/dfdee4151113646a6ce12a56c54af90c.jpg)
16. texminetsal
(
15/07/2006 18:21)
za zany namana vaovao vao niditra ka afaka mifandray aminareo eh! mba atoroy hoe azo lazaina ho namana ve na dia tsy mifankahita endrika aza? :-w afaka miady hevitra zany an!!!!