fianarana

1. rakotomahenina ( 19/02/2006 09:07)
Tokony hojerena akaiky mihitsy ny mikasika ireo olona manohy ny fianarana ambony, fa raha tsy mandeha tsara io tsy hazoto mihitsy ny ankizy aty aoriana. Mampalahelo ihany mantsy ny mahita ireo nianatra 12 taona aorian'ny bac fa dia mitovy karama amin'ny olona manana liscence na maitrise. Raha ampy koa ny "motivation" omena azy ireny dia azo antoka fa hody sy hiasa hampandroso ny tanindrazana daholo ireo mpila ravinahitra aty andafin'ny riaka. Jereo anie fa lasa manao varobarobra sy fitapitaka madinika ny ankamaroan'ireo tanora. Tokony hamokatra anefa izy ireny fa tsy hilokaloka sy hiantoktoka zavajavatra eny fotsiny...
novalian'i mirana5 ny 21/02/2006 12:03
2. fasaly ( 19/02/2006 09:50)
efa nisy resaka nandeha otran'ity tato raha tsy diso zà:wink:
3. mirana5 ( 21/02/2006 12:03)
Mampalahelo be tokoa nefa ny GASY ange ka isan'ireo:snif::snif::snif: Peuples INTELLIGENTS mihitsy é damege!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2007